ela ny ela ka misy mihinana aliaka ....

1. joda ( 13/07/2005 00:03)
aleo mailo tsara rehefa mankany dago izany fa sao mihinakinampoana .....vaovao tao @ express androany 12 juillet io
répondu par fijo le 15/08/2005 22:09
2. lo ( 13/07/2005 04:32)
refa fantatra ndray nge le izy tsy maninn e, safidy njay sisa. any am lalan'i Fianara iny zao misy mihinana goaika, za efa ninana bibilava... fa refa tsy mamitaka d zay ne e
3. ainaheri ( 13/07/2005 06:24)
ary ny tena olana dia ny fomba fandrahoany azy,
tsy esorina ny hodiny'tsy dorany ny volony,fa
tonga d andrahoany @zao,tsy misy very afatsy ny tsinainy!!
4. Todi ( 13/07/2005 12:19)
Aza mba mampiresaka olona fa rehefa tsy mahita resahina dia mangina fa ngaha refa ao anaty express dia marina daholo?:twisted::x:}
5. soacool ( 13/07/2005 13:47)
Mba minoa ihany sao dia hihinana ny tsy fihinana e
6. bichette ( 13/07/2005 13:59)
ka maninona anefa raha mihinana alika , angaha misy lalana mifehy hoe tsy azo hohanina ry reto , izy ireo mifanerasera be am tsika fotsiny dia ohatran'ny hoe inimaginable fa tsy misy maharatsy an izany :wink:
7. ainaheri ( 13/07/2005 14:35)
de in zao mahatezitra an'i Todi @ zany ?Izay ny voalaza tao dia izay aloha ny zava-nisy,ary tsy
hisy afaka hanaporofo an'zany na marina na diso
ra tsy ho any antranony ngamba ianao,nefa raha lainga iny ny sariny tsy asehony eo.
Tsy izany anie ry zareo fa mba te ho sonoa kosa
lery d natombony any aloha we aleo mihinana alika!
8. bichette ( 13/07/2005 15:48)
alika bedabe mirenireny eny antanananantananarivo, tsy aleo hohanina sady mihena ny isany no voky ny kibo =))=))=))=))=))=))=))=))
9. fasaly ( 13/07/2005 17:30)
:roll::roll::roll::roll:
10. jhouhlambout ( 13/07/2005 22:23)
11. bichette ( 15/07/2005 11:12)
fasaly > tsy dakoro amiko ve aky ndry Fasaly ?:-*
12. fasaly ( 15/07/2005 16:07)
bichette:-*:-*:-*:-*
13. mandrindra ( 18/07/2005 14:48)
rehefa tsara nahandro dia manja daholo
14. isrine ( 21/07/2005 15:21)
tsy hitako izay olana, raha natao tsar nahandro ka nisy nanandrana de mety ho ny gasy iray vohitra hihinan alika avokoa, indraindra moa raha atao mora ny vidiny. hihihi...
misy olona mihinana olona aza ko, nisotro pipi satria noana sy nangetaheta fa tafakatso nandritra ny andro maro tany lavitra be tany, tsy hitako izay olana, mbola tsy te-ho maty e.
za efa nihinana escargot, tsy ratsy ilay izy, fa indray2 fotsiny rehefa ratsy nahandro de tsy te-hihinana.
15. bichette ( 21/07/2005 15:52)
raha mihinana alika daholo ny olona mety mihena ny alika mitomany bvalala sy mifanenjika aminialina lol:D
16. isrine ( 22/07/2005 12:54)
hay ve i bichette ka tsy vehivavy e.
tsy hitako ny itsikerana ny fihinanana alika. iza no milaza fa ratsy ny henakisoa na henan'akoho... nefa inona no tsy ohanin'ireny... fa rehefa hoe alika de lazaina fa ratsy.
ohatra hoe inona no rano fanondrahan'ny olona sasany ny zaridaina, na koa ny zezika ampiasain'ny olona sasany.... ? ny mivoaka @ olombelona ihany ary tena mandrobona be ny vokatra a, fa mihinana izay amidy eny antsena ny tsy mahalala ny fihaviany.
17. cielbleu ( 25/07/2005 18:09)
joda:

aleo mailo tsara rehefa mankany dago izany fa sao mihinakinampoana .....vaovao tao @ express androany 12 juillet io

ny sinoa sy ny mexicana no malaza mihinana ireny ataondry zalahy any anaty nem za efa nihinana tsy fidiny ny serpent nga tsy loza e!

18. mandrindra ( 26/07/2005 09:31)
inn no loza amin'izany ry cielbleu ? mbô nitelina bibilava ianao ve dia mamaetraka olana?
19. johns ( 26/07/2005 13:11)
Ary ilay mihinana zazakely an'i azia angaha mbola tsy hitanareo le. le foetus ireny mihitsy ilay izy. Tena karakarain'le razoky hoa dia mistyle mihitsy lery mihinana azy. Looooooooooooooooooooooza
20. isrine ( 26/07/2005 14:42)
io eritreritra ihany e, tsy hitako izay anaovana olana à fihinana alika. rehefa kely dia ho gaga ny olona raha misy milaza fa misy mihinana ramanavy na vorondolo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2044