A380

1. ainaheri ( 13/07/2005 08:45)
Nisy 3 ny gasy manampahaizana niara-nanorina
ny A380 zay nahavita fianarana tao Toulouse
ary manoriponenana ao!!!
novalian'i booboo ny 22/07/2005 13:59
2. bichette ( 13/07/2005 09:34)
dé ?
3. ainaheri ( 13/07/2005 09:40)
trois!!
4. jhouhlambout ( 13/07/2005 10:04)
5. lanto ( 13/07/2005 10:18)
manja izany :)
6. pipogigo ( 13/07/2005 13:43)
tsara zany
7. mpanakiana ( 13/07/2005 14:59)
tsika gasy anie manampahaizana fa ny tsy haiko hoe in ny ataon'ilaisany any ??:roll:
8. fasaly ( 13/07/2005 17:24)
:-P:-P:-P
9. jhouhlambout ( 13/07/2005 22:56)
10. mandrindra ( 18/07/2005 15:17)
mpanakiana, manamboatra A380
11. booboo ( 22/07/2005 13:59)
beuh! feno manampahaizana gasy any @ sehatra isan-karazany any ange : mpikaroka, mpampianatra eny @ oniversite, mitazona toerana ambony @ grandes boîtes frantsay etsetra etsetra. Zareo fotsiny no tsy re tsaika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9858