izaho dia midobodoboka foana ny foko

1. xxx ( 14/07/2005 19:18)
salut daholo ô!

izaho rehefa reraka n
novalian'i ttittie ny 25/09/2005 16:58
2. xxx ( 14/07/2005 19:30)
salut daholo ô!

izaho ry reto rehefa reraka na tsy ampy torimaso dia midobodoboka be foana ny foko dia misento lava foana aho isakiny 5mn rehefa tena mihetsika lay izy , efa mba nanantona dokotera ihany aho fa lazainy hoe magnesium hono no tsy ampy amiko dia calcium ko, nefa otrany tsy dia misy fiovany iany lay izy koa inona hoy ianareo zany no mety mahazo ahy io, misy milaza fa marary fo hono ka tsy haiko tsony zay tena marina manantena ny valiny avy amintsika dia misaotra mialoha.
3. fasaly ( 14/07/2005 20:10)
aza mandeh any amy dokotera tsotra fa mandehàna any amy spécilaiste momba ny fo mintsy de ataovy daholo ny fizàhana rehetra sao fo ihany ka diso tara loatra any aoriana e! aza atao kinanga ny fahasalamàna fa ny tena mbola tanora.....inndraindray mantsy lay dokotera tsotra manao asa routine fotsiny de mandreraka.
4. sonwin ( 14/07/2005 21:12)
aza atao ambanin.javatra ny mifoka rivotra madio matetika..indrindra refa tonga ny maraina.Mila oxygene misimisy koakoa ny vatanao
5. booboo ( 14/07/2005 21:58)
ié dé ny magnésium sy calcium lazain'ny dokoteranao io tena marina fa tsy oe ny fonao no marary ara-bakiteny. rehefa reraka lôtra enao dé lasa mihena koa ireo raha ireo. Hinoy ny doko fa tsy adala izy nianatra 100 taona momba ireo.
6. Pseudo ( 14/07/2005 23:52)
de aza miari-tory sy manao reraka be ntsony.'zany an!
7. Todi ( 15/07/2005 05:42)
magnésium sy calcium lazain'ny dokoteranao io tena marina fa tsy oe ny fonao no marary aza miari-tory sy manao reraka be ntsony an!
8. bichette ( 15/07/2005 06:52)
ie, dia ataovy tsara ny cure, les 3 premiers jour mbola mety ho hisy foana fa ca passera petit a petit. Surtout essai de te calmer foana foana
9. tarambil ( 15/07/2005 07:40)
za koa de ol marary fo ,fa zao no mba azoko hanampiana anao ! raha nankany @ dokotera za de lazainy fa tsy ampy calcium sy magnesium de natao ny traitement tsy nisy vokany fa ny teo ihany no teo ka leo be za t@ zay de nisy dokotera zay no nanoro ahy hoe misotroa rano mangatiaka 1 verre isa maraina de aza manao vizaka loatra de surtout ny saina no mila milamila tsara de za zao efa mba tsy maninona !
10. booboo ( 15/07/2005 08:10)
ô ry zareo a! marary fo zany anie ka tsy hisy dokotera hi-préscrire anareo magnésium sy calcium sy hoe misotro rano isa-maraina fotsiny @ zao e! Tsy maintsy manao fitiliana matetika ary tena fanafody no atao fa tsy ireo raha ireo!! Aza miteny ho marary fo raha tsy ny analyse no efa niteny fa tsy moramora izany marary fo izany!!!!!
11. fasaly ( 15/07/2005 08:22)
rha tsy mandry ny saina manatona ihany spécialiste e!
tsy hanenenana anie e! mandehàna mandeha cardio mintsy de ho atao ny fizahàna rehetra e!
12. xxx ( 15/07/2005 09:28)
Ny saina no amboary hilamina tsara e! mazotoa ko misotro rano mangatsiaka io fa tsara hoan'ny taova rehetra ao anaty zany. Nefa tsara ihany manatona dokotera hafa hahitana zay tena aretina marina
13. sonwin ( 15/07/2005 14:21)
marina daholo izay voalaza hono
14. xxx ( 15/07/2005 15:59)
salut

misaotra anareo namaly ny fanontaniako fa dia ho arahina antsakany daholo ireo,fa ny tena mandreraka ny mihinana lay magnesium avy eo mankarary vavony mafy koa ny mahazo ahy fa zaho manko tsy dia tia fanafody izany nefa rehefa marary il faut manger a! mankaleo.
15. fijo ( 18/07/2005 21:34)
za koa efa voan'io fa isan kariva dia ory ny lamosina,dia mihinanan io magne sy calci io
16. mishou ( 18/07/2005 21:39)
izany no atao hoe palpitation, misy antony marobe io, fa manatona dokotera fa ny fo raha matetika midoboka2 foana de mahatonga gros coeur ary ratsy be io aretina iray io
xxx>Fa zany hoe raha hampihomehy kely aho de aleo midoboka fa raha vao mijanona midoboka eo an, de efa gli enao izay :-D:-D:-D:-D:-P
17. fijo ( 19/07/2005 21:01)
ie midoboka ny foko falifalyyyy
18. sheran555 ( 21/07/2005 14:03)
Ity misy fomba tsotra,izay sady mampitony no mety hahafoana tanteraka an'io "palpitations" io : Manantona sehatra afaka mampianatra respiration, toy ny Yoga izany, ity misy adiresy iray : Centre Yoga, près pompier Tsaralalàna, ka andramo ihany fa ny fo no miantoka ny aina rehetra
19. sheran555 ( 21/07/2005 14:12)
Ity misy fomba tsotra,izay sady mampitony no mety hahafoana tanteraka an'io "palpitations" io : Manantona sehatra afaka mampianatra respiration, toy ny Yoga izany, ity misy adiresy iray : Centre Yoga, près pompier Tsaralalàna, ka andramo ihany fa ny fo no miantoka ny aina rehetra
20. fijo ( 21/07/2005 21:53)
marina tokoa izany satria za efa nanao an'io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5787