Assurance mada

1. ainaheri ( 13/07/2005 08:01)
Tsy haiko na misy firy izy ao zao?
Ary ekena fa samy mangalatra doly
fa iza no tena tsy mamely,fa faly
ny ihinambola fotsiny?????
novalian'i fijo ny 03/08/2005 20:34
2. pitchou ( 13/07/2005 13:25)
asa lahy! izaho aloha d efa voan'ny ARO d tsy mankany ntsony ntsony e!
3. mpanakiana ( 13/07/2005 16:53)
ny ahy ndray mama talo fa mangalatra,any @ Havana
ndray za zao fa tsy haiko ndray zay afitsony
4. fijo ( 13/07/2005 20:24)
tsy azoko,fa mangalatra ahoana le
5. jhouhlambout ( 13/07/2005 22:03)
mamaky trano ve?
6. sonwin ( 13/07/2005 22:47)
tsy miassuré akory fa anarany fotsiny..faly mangorona vola
7. lo ( 14/07/2005 06:52)
Ny tsy miantoka kosa ngamba aloha tsy marina e, raha ARO sy Ny Havana, MAMA no tena manao an'io tsy manome vola io raha tsy ela rah misy sinistre, zany hoe, manome iany izy fa le olona manome alalana handoavana vola amle sinistre mila 30% de commissions.
Ny fomba fandraisana ilay andinindininy ao ambadik'ilay contrat no mahatonga antsika mihevitra fa mangalatra ry zareo matetika, ao mantsy voalaza ao daholo ny fepetra rehetra iantohany, ka rah vao misy tsy voaaraka kely d vita
8. fasaly ( 14/07/2005 07:06)
assurance dago=mpangalatra, tsy mamokatra, tsy mamely
tsy manao ny asany.
9. sonwin ( 14/07/2005 09:14)
fasaly> ekena
10. lo ( 14/07/2005 09:15)
mba hazavao ary e, aza atao affirmations gratuites otran'zany fotsny ry fasaly a :)
11. pitchou ( 14/07/2005 11:30)
lo> zao aza ny nahazo ahy tao @ ARO: natao assurance tous risques ny fiara, na inona na inona mitranga, izay no nifanarahana ary tena lafo le izy! fa nisy bris de glace ary fa nanao accident, dia tsy nety niantoka mihitsy izy, na novakiana daholo aza ny clauses rehetra tao, ary voasoratra tao fa na inona na inona mitranga na diso na tsy diso dia iantohany! na 1fmg aza tsy nety niantoka izy fa kaontina hono ny degats d alohako any aminy daholo hono ny vola dia izy no mandefa azy any @ garage nanao ny réparation. Dia aiza ho aiza no azo ilazana azy fa tsy mangalatra kay? izay noatao hoe assurance ARO
12. kally ( 14/07/2005 12:22)
Toa rehefa assurances fangolika daholo.Ny ahy ato izao mbola tantara be !
13. kally ( 14/07/2005 12:23)
Toa rehefa assurances fangolika daholo.Ny ahy ato izao mbola tantara be !
14. fasaly ( 14/07/2005 15:11)
lo;
io pitchou victime afaka hi affirmer azy? sa ve njy zank'i aro????
15. fasaly ( 14/07/2005 15:13)
kally :
zany aloha de marina e! mila mi gagner zareo de fangolika be mintsy. eny e! ny andafy aza moa no tena mavanindoza ndraindray.
16. sonwin ( 14/07/2005 15:26)
marina daholo hatreto:)
17. fijo ( 14/07/2005 20:50)
fasaly an,za taty efa nahita tamin'ireo ko.fa torio fa tsy sahy mitahiryela izy raha vao resy.
18. lo ( 15/07/2005 03:33)
za aloha taloha niasa taminà location de voitures, d refa misy sinistres d zà no mikarakara ny dossiers sy manao ny recouvrements any amin'ny assureur-nay na any am assureurs-n'ilay nifandona tamin'ny fiara tao amin'ny fiasananay, fa rah mbola ARO na Ny Havana dia tsy nisy olana mihintsy refa ao tsara ny dossier, refa MAMA iany no adversaire no tsy mety tafavoaka, d zay no mahagaga anà amle zavatra voalaza :)
19. sonwin ( 15/07/2005 14:16)
tafavoaka ny dossier satria mazava be fa efa nanana relation tao ise amin'ilay mikarakara foana..normaly..fa raha olona indray mande manao accident..tsy hisy assurance ho azo eo e
20. lo ( 18/07/2005 03:43)
tsy resaka relation kosa zany k, satria tsy we agence ray no hanaovana recouvrement fa bdb, ary tsy we mifandray reo fa samy manana ny clients-ny no samy manana ny tompony, ary tsy maintsy misy fanombohana fona fa tsy we tonga d nisy relation na d we agenre ray no mety we hiverimberenana, refa voaraka ny procédures d mandeh fona io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4967