Assurance mada

21. fasaly ( 18/07/2005 09:23)
lo:
hono wa! de zay zavatra mandeha motera rehetra ve zany zao de tsy maintsy misy assurance dooly amzao fotoana izao, taloha mantsy mandeha gona fotsiny de ny fandoavana assurance koa taloha samy manao izay tiany fa rehefa tratran'ny police de tsolotra kely de vita!!!
22. fijo ( 18/07/2005 21:07)
fasaly an;tsimaintsy ny fiarovana raha vao mitondra zavatra ianao.marina koa anefa fa io dia halatra be mibaribary
23. pitchou ( 19/07/2005 10:49)
lo> ao raha izany matoa izy manome anao manokana! fa lazaiko anao fa tsy sambany nataon'ny assurance ARO an'izany aho fa efa maromaro ihany izay olona fantatro hoe tratra izay! ary tsy resaka procédures sy dossiers akory ilay izy, tsy misy akory argument azony natolotra we fa maninona no tsy izy no hi-payer, fa halatra ankitsirano fotsiny!
NY Havana aloha tsy mbola naheno loatra aho fa izy indraindray tara be foana vao mandoa vola no malaza!

Raha sahala @ ataon'ny ARO aty mada aloha, dia tsy hitako izay ilàna ny assurance e! raha manao accident ianao tsy handoa mihitsy izy akory!
24. fijo ( 19/07/2005 20:39)
aty indray aloha ry zareo raha accident izany dia tsy ela e.fa raha hoe misuy olana ny trano,na very ny fiara.kay kay kay.mahareta e
25. johns ( 26/07/2005 13:20)
Raha ny resaka assurance dia ilaina ny mamantatra azy fa tsy tenenina fotsiny. Ohatra raha manao assurance automobile ianao dia RC (na responsabilité Civil) fotsiny no ataonao kanefa ny fitaratrao vaky teny an-dàlana dia tsy hiantoka izany mihitsy ny assurance. Koa raha tsy adala izy ko.
26. fijo ( 26/07/2005 20:44)
efa hain'ny olona izany ka.ka izay indrindra no mampisy olana indraindray satria le voasoratra fa iantohany no tsipahany avy eo
27. johns ( 01/08/2005 12:09)
Nareo miteny hoe ny ARO tsy mandoha fa sao dia ny olona kosa no tsy maka ny volany.
Firifiry izao no taratasim-bolan'ny ARO tsisy paka tato am-piasananay fa tsy tonga ny olona tompony maka ny volany dia averina am-zareo ARO ny vola.
Raha ny fahalalako ny ARO sy ny HAVANA aloha rehefa fonde tsara ny zavatra dia assure ianao eh
28. fijo ( 01/08/2005 22:15)
ny assurance tsimaintsy mila kisa foana aloha vao mandoha vola e.efa nanaraka cours na DESS assurance aho taty,ary dia enarana ao io "interpretation"ny droit io.milalao teny ry zareo amin'io.ka maro no fanina.
efa nisy namely izao ry zareo amin'ilay "soratra "mody atao kely ao ambadika.ary dia voa,ka mody natao niha ngeza le izy.fa ny torohevitro,raha misy mankany,ka miresaka amindry zareo dia le mampanantena be iny.(fombany io)asaivo soratany daholo ny zavatra hampanantenany.raha misy olana avy eo,dia azonao aroso io soratanany io,hiadiana aminy.marina fa responsailiten'ilay mpiasa no misy eto,saingy ny mpampiasa "assurance" aloha no voa,manao "action recursoire" izy avy eo,fa efa aferany izay.
29. pitchou ( 02/08/2005 11:07)
johns> d himenomenona ve aho raha tsy niaka-nidina tao @ ARO fa niandry fotsiny tany an-trano? Tsy nahamenatra azy akory ange ny niteny hoe aloavy aty daholo ny saran'ny nanamboarana ny simba d izahay no manatitra azy any @ garage e! d misy logique ve izany na 1 cm aza, indrindra fa tous risques ny fiaranao, ary mbola nohamafisiny t@ antsipirihany aza? ary raha mba tao anatin'ilay nataony "..." akory no nialany pa d mbola afaka mieritreritra ianao hoe halatra ankiafina, fa ilay voasoratra indrindra? tsssssssss! aza mampiresaka wa!
30. fijo ( 03/08/2005 20:34)
izay mantsy anie ry pitchou e.fantany fa ela be raha mitory azy dia eo no lalaoviny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9181