Anaran-jaza

1. jhouhlambout ( 13/07/2005 23:09)
NB:Tantara tena marina.

Tany Japon no nitrangan'ity tantara mahatsikaiky ity. Efa ela no naniry hanan-janaka ity lehilahy iray. Ela ny ela ka teraka zazalahy ny vadin-dralehilahy. Ny loza nefa dia nataony hoe DEVOLY (diable) ny anaran'ity zanany.

Notorian'ny olona tany @ fitsarana ny lehilahy. Nilaza Ary ny tany @ fitsarana fa tsy maintsy ovaina ny anaran'ny zaza.

Novain-dralehilahy ary ity anaran-janany ka lasa nataony hoe ANDRIAMANITRA (Dieu).
novalian'i Veloo ny 29/07/2005 18:14
2. sonwin ( 13/07/2005 23:22)
he he he he:°):D

Nisy teraka ihany koa, nataony hoe Jiolahimboto ny anarany..niady izy mivady...de novana natao hoe Maditra:)
3. sasa ( 14/07/2005 04:23)
:-D:-D:-D:-D frera elah aza mampmé an
ny ahy indray no efa henoko d hoe
RAKOTOTAY no tena anarany d rehefa nampanovaina d nataony hoe RAKOTODIKY
4. ari.malala ( 14/07/2005 06:28)
ary le we Bevody Jean Pierre ny anarany, d sadaikatra zany ny olona manonona ny anarany, de we ndana ovay ny anaranao, d novainy we Bevody Jean Paul
5. ainaheri ( 14/07/2005 07:38)
:-D=))=))=))
6. sonwin ( 14/07/2005 09:09)
ary ilay hoe Kalakely Betampony no anarany, dia saikitra koa hono ny mpiteny dia novany anarany nataony hoe Rasoakely Betampony
7. sasa ( 14/07/2005 10:05)
=))=))=))=))=))
8. jhouhlambout ( 14/07/2005 10:06)
:-D
9. kally ( 14/07/2005 12:19)
jhouhlambout:

NB:Tantara tena marina.

Tany Japon ...Ny loza nefa dia nataony hoe DEVOLY (diable) ny anaran'ity zanany.

Notorian'ny olona tany @ fitsarana ny lehilahy. Nilaza Ary ny tany @ fitsarana fa tsy maintsy ovaina ny anaran'ny zaza.

Novain-dralehilahy ary ity anaran-janany ka lasa nataony hoe ANDRIAMANITRA (Dieu).


F'angaha diable sy Dieu ny dikan'izany devoly sy andriamanitra @ teny zaponey?:?:

10. jhouhlambout ( 14/07/2005 13:27)
kally> traduit en malagasy io é!
Devoly = akuma
Andriamanitra = kamisama
11. majakely ( 14/07/2005 14:01)
diable sy dieu ve no teny malagasy?:lol:
12. fasaly ( 14/07/2005 15:34)
:roll::roll::roll::roll:
13. sonwin ( 14/07/2005 20:52)
aza variana fa za eto ihany e:wink:
14. maditra ( 15/07/2005 02:55)
????????
15. sasa ( 15/07/2005 04:57)
sonwin in no tena tian'lah ambara, hoe taloha ny anaran'lah sonwin ve d rehefa novaina d natao hoe frera!!!!!!!!!!
16. dizneff34 ( 15/07/2005 06:14)
Ireto misy idée ho an' izay bevoka any o :twisted: , fa tadidio fa tsy nareo no hijaly fa ny kilonga :-o :

- Ramilatany Obligé
- Rakotokapoka Jean Boite Nestlé
- Ratsikanikany Rigolo
- Radonto Génie
- Ranandra Zema Maky Hatram Fara Ny
- Rakotogisitra Premier
- Ramazotoa de Misaotra
- Ra-fa lasa Aho

Veloma :!:
17. sasa ( 15/07/2005 10:14)
:roll::roll::roll::roll:
18. jhouhlambout ( 15/07/2005 11:50)
majakely:

diable sy dieu ve no teny malagasy?:lol:



Fa teny inona ary ô?
19. ari.malala ( 15/07/2005 12:22)
reo v anaran'ny zanak'i dizneff34 aby? mba maro izy zany lesy! :-D
20. booboo ( 15/07/2005 13:07)
hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.889