Anaran-jaza

41. sonwin ( 20/07/2005 09:06)
mitovy isika fa ts sahala, ny ahy entana hafa no entaniko ny an'ialahy entana kofa he he he
42. sasa ( 20/07/2005 10:26)
frera wajay entana kofa ahoana klé, f'angaha ny kofa kou manana entana, iny indray sisa no tsy haiko klé
43. sonwin ( 20/07/2005 12:39)
nga elah ts pelaka moa klé?ka ataon'ialahy inona entana sipa?:)
44. sasa ( 21/07/2005 04:19)
sonwin tsisy afa-tsy tsika sy elah ato klé:D
za lesy mila entana sipa foana an, ireny no tena milay kou
45. naritsimba ( 21/07/2005 08:24)
Nisy indray olona niteraka de nanontaniana hoe iza no atao anaran-janakao de novalian'ny hoe: Tsy fantatro dia raikitra tsy fantatro no anaran'ilay zazakely.
46. sasa ( 21/07/2005 10:23)
:-D:-D:-D:-D:-D
47. mamzelkely ( 21/07/2005 10:40)
mhhhhh!! tsy à la page njay mamzelkely!!! mhhh!!:°)
48. sasa ( 22/07/2005 04:57)
mamzelkely rampitso njy à la feuille :-D:-D:-D
49. mamzelkely ( 22/07/2005 11:50)
angamba!!!:-D:-D:-D
50. Herytae ( 22/07/2005 12:15)
aleo à la couverure e!!:lol:
51. ari.malala ( 22/07/2005 13:13)
à la une ka! :-D
52. sonwin ( 23/07/2005 18:13)
rapitso zany :°)
53. scorpion ( 24/07/2005 08:46)
resaka inona aza ny eto izany
54. akamatiana ( 24/07/2005 22:54)
:-@ amizay
55. sonwin ( 25/07/2005 04:18)
:!::?::idea::arrow:8-)
56. sasa ( 25/07/2005 04:37)
scorpion resaka kou:-D
57. mandrindra ( 25/07/2005 09:31)
resaka an'ilay resadresaka nifampiresahana tamin'ireo tafaresaka.
58. sasa ( 26/07/2005 04:27)
mandrindra:-D:-D:-D
59. Veloo ( 28/07/2005 18:13)
:-D:-D:-D:-D kay betsaka kosa ny anarana gasy kle :-D:-D:-D
60. mandrindra ( 29/07/2005 09:37)
sasa, ka izay le kôzy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3115