Anaran-jaza

61. Herytae ( 29/07/2005 10:24)
betsaka kah, oh hoe: velo, mandrindra..; hihihih
62. mandrindra ( 29/07/2005 13:19)
herytae, anarana koa ve le hoe : hihihih , hahahah
63. ari.malala ( 29/07/2005 13:59)
anaran'ny zanak'i mandrindra hihihih d anaran'ny zanak'i herytae hahahah
64. mandrindra ( 29/07/2005 14:10)
dia ny an'i ari.malala hohohoh, heheheh
65. ari.malala ( 29/07/2005 14:54)
=))=))=))=))
66. mandrindra ( 29/07/2005 15:23)
tena lasa ataonao fihomehezana mihitsy ty za ty an !!
67. Veloo ( 29/07/2005 18:14)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0865