Anaran-jaza
22. ari.malala
(
15/07/2005 14:02)
an an an ny anarany efa vita milay be tsy @ ireo ka! fa angaha ny an'i zoky @ ireo? :)
30. sasa
(
18/07/2005 10:24)
mifenty io no anaran'ny zanakareo sy mishou ve!!tsara kousa le izy kou:-D:-D:-D
32. ari.malala
(
18/07/2005 13:26)
miala tsiny bdb tompoko hajaina isany fa erera le maziskil fa tsy mivazavaza akory sanatria!
33. Lov
(
18/07/2005 18:33)
Mba nahagaga ahy, ts'haiko na efa tsinjon'R.Reniny mialoha fa ho grave be lery rehefa komany na anaram-bositra le hoe Rabefiraisana. Ts'haiko koa io na anaran-dalana na olona efa tranainy efa maty.
35. mishou
(
18/07/2005 21:58)
sasa> aleo asiana fandikana teny fa élà koa, nomenjanahary @ teny farann'ny tsy hay hoe dieudonné
Ohatran'ilay hoe justement izay indrindra io e, na koa hoe aiza ilay tavoahangy menaka huile teo mantsy ny huile de table io :-D:-D:-D:°)
Ohatran'ilay hoe justement izay indrindra io e, na koa hoe aiza ilay tavoahangy menaka huile teo mantsy ny huile de table io :-D:-D:-D:°)
36. sasa
(
19/07/2005 04:43)
mishou ka efa azoko le izy fa njy mintsy no tiako hiditra hanazava azy:-D:-D:-D:-D=D=D=D
akamatiana ampindramiko beka ve njy e ?
akamatiana ampindramiko beka ve njy e ?
