pazzapa 3

1. lsmasoandro ( 13/07/2005 11:35)
ahoana kay r'zareo ny fahitanareo ny pazzapa 3?
novalian'i bozimanga ny 26/09/2005 13:21
2. ari.malala ( 13/07/2005 11:54)
jereo fa efa misy an'ito dinika tio mandeha koa ato @ artsta sy hira ato.
3. rakotole ( 13/07/2005 13:34)
mampimeme be le avy any tamatave tamin'ny step 1
4. mpanakiana ( 13/07/2005 14:51)
za fidina:@
5. xxx ( 13/07/2005 16:58)
ny ahy aloha dia ilay 1 ihany no tiako fa taminy ity 3 ity indray hoatrany hoe tsy de matakatra feo dol ry zareo f ailay 2 indray tsy hitako sady tsy harako.
misy ny sasany (?)
6. fasaly ( 13/07/2005 17:27)
ny ahy le retraretra tsy de voako dooly aleoko ihany le taloha elabe iny. fa lay faha 4 aloha tena manja be e! de lay faha 5 eo ho eo ihany.
7. fijo ( 13/07/2005 20:18)
nga fasaly maharaka an'izany kle
8. sonwin ( 13/07/2005 22:41)
mampiresaka ndray fasaly an...sa moa??aza adino mitondra ahy an:)
9. jhouhlambout ( 13/07/2005 23:01)
10. Anna ( 14/07/2005 10:21)
Mbola tsy dia hita aloha izay tena ho "Star" koaaaaaaaaaaaaaaaaa
11. Anna ( 14/07/2005 10:30)
Mbola tsy dia hita aloha izay tena ho "Star" koaaaaaaaaaaaaaaaaa
12. fasaly ( 14/07/2005 16:50)
fijo:
ka zà anie manana satelita be mahatakatra an'i madà e! fa lay pazzapa 3 wa tsy de mamely e! fa lay pazzapa 8 efa hitako koa fa tena milay ny regard ndry zareo rehetra de efa tena star dooly otsan'ny mahita an'i garou zany ny sasany, ny sasany njay de efa otsan'ny mahita an'i annie cordie, ny sasany ny fijoro de tena johnny halliday mintsy, aoka zay ry fijo sy sonwin sao mitsiriritsa be nareo a!
fa tsra le pazzapa ka, depa indray alony i star'ac e!
13. fijo ( 14/07/2005 20:34)
za tsy tia star ac izany kle
14. sonwin ( 14/07/2005 21:18)
fasaly>lalina zany..ary toi angamba efa ...an
15. ari.malala ( 15/07/2005 05:58)
fasaly, mbô andefaso ny video anzany pazzapa8 zanywe aky za stp? :)
16. fasaly ( 15/07/2005 07:00)
mbola sombisombiny dooly reny e!
le pazzapa 5 aza no tena manja, tena tsy ankiàla mintsy vao pazzapa ny mandeha an! ny élément complet ny ahy tsy maintsy mametraka solomaso fijerena komety ireny fa lay jé de limiera mitifitifitra be, de mametraka kaske kely fa le son ny home cinema tena midoboka be mintsy, ny pop corn sy ny jus tsy misaraka an! fa nisy iray izay tao amy pazzapa 5 tao wa! kofa nanao kiraro menamena fa tonga de babon'ny feony wa zà de noentin'ilay feo nanonajanonja teo aloha de tafatory, fa raha iny kosa no lany eo an! de tena tafita otsan'ny tragedie mintsy, feo zany an!
fa raha tsy manana satelita i toi ry sonwin de zao tsindrio sady mi tenena hoe :pa-zza-pa-ma-da-ga-sca-r eo amy stand by de mivoaka ho azy le fandaharana pazzapa.
arimalala andefasko ndriko e! manja iny ka!
fijo:k'efa hoe depa n'i pazzapa dagp wa reo sar'acc reo, ry nolwenn sy ry gregory ve?????ntssss very lavitra reny e!
17. sonwin ( 15/07/2005 14:12)
he he he anaovako pazzapa eo toi fa hihihi..pazzapa maka ter....:)
18. fasaly ( 17/07/2005 19:03)
pazzapa maka terrain ve?????mety tsy hahazo anizay le satelite, tsy mi capte tsara....
19. sonwin ( 17/07/2005 19:15)
ka ilay izy ts azon'ny satelite mihitsy no milay ka:lol:
20. sasa ( 18/07/2005 05:15)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3695