pazzapa 3

61. xxx ( 13/08/2005 12:22)
Koa i zinzolu aza niala koa. I harena sy f=hery indray fidina é!
62. fijo ( 15/08/2005 21:12)
izay mampiomehy fidiana e.
63. xxx ( 16/08/2005 11:20)
Ny ahy Bob refa tsisy Zinzolu ntsony

Fidio i Bob
64. fijo ( 16/08/2005 20:47)
dia lazao koa ny an'ny sasany e
65. arielle ( 17/08/2005 09:22)
ny ahy aloha dia i Omega e! izy sady tsotra no mahafinaritra iandrasako an'io ny message-ko fa tsy laniako @ hafa e! fa dia misy mamalana be hoa ireo ankizy ireo nefa dia mbola lany ihany tsy Nofy sy Harena zany an! fa ilay losclarita e!
66. fijo ( 17/08/2005 20:09)
klown be izy ao izany ka
67. fafa ( 18/08/2005 06:02)
Fijo> te hahita an'zany ve toi?
68. fijo ( 18/08/2005 20:09)
tena te ahita mihintsy aho,fa miomehy aho rehefa mamaky le izy ato
69. fafa ( 19/08/2005 06:36)
fijo> tsy maintsy mankaty Dago nge enao vao afaka mahita e!? raha tsy zany de tsy maintsy miandry ze tantaraina ato fotsiny!
Fa misy Bob nge ao anaty villa ao e! sa efa fantatrao? ôtran'i le lelah Boney M iny le izy:°)
70. ari.malala ( 19/08/2005 09:29)
ny Zinzolu anareo tsy sincère ko! izy no t hande d mody we misy pb ny RAD! manin nefa raha notsorina we leo fa tratra ny tsy fahaizana fa nominé fôna? :) za alo tsy tia an'iny ê! :)
71. fafa ( 19/08/2005 10:30)
:D:twisted:
72. bibioul ( 19/08/2005 14:39)
Alle ra zinz oôô:lol::lol::lol:
73. xxx ( 20/08/2005 12:01)
FA iza aminareo kosa aza no mbola tsy nandainaga ka manenjika an'i Zinzolu @ izany? Ny pas-ny rta mi-diffuser ireny no tsy tiako na dia tsy mety aza ny nataon'ny zinzolu. RAha tsy hoe ireo artista malza @ izao fotoana ireo dia masina sy marina daholo
74. hps ( 20/08/2005 19:32)
Marina aloha fa tsy milay ilay passen'ny rta saingy tsy maintsy manao ireny ry zareo ho fiarova-tena,satria ny ho avin'ireo ankizy ireo no mbanjinina,ao rahateo koa ny hasarotrin'ny manao zvtra;Ny mampalahelo dia mety nilevim-belona mihitsy ra Zinzo.ka tsy ho hita eny anivon'ny kanto intsony na de mba manantalata aza:cry:
75. stephan ( 22/08/2005 14:29)
Ny rta aza no midina be ny kaotiny koa! fomba firesaka gasy ange ireny ataon'i zinzo ireny e! tsy te-hanala baraka rta nefa nalan'i rta baraka ihany! fa tsy masaka koa ity hoe afaka mandefa sms araka izay tiana ity a! izay manana ny mpanana ihany izany no handresy?
76. fijo ( 22/08/2005 20:59)
izay le izy ko.
fafa,ka za anie amin'ny fotoana mampa any ahy tsy misy le izy e
77. fafa ( 23/08/2005 06:39)
stephan> mitovy hevitra @nao aho @io! tsy te hiteny zvt ratsy momba ny rta izy ka zany no antony nahatonga azy hiteny ireny, ny tsapako tao mantsy de tena pression psycho no nahazo an'lery e! ny public nge tsy nisy nanome tsiny azy fa ny rta no nanasongadina fa oe tsy mitombina ny zvt lazainy e!? hatr@zao ao @ kidaona maraina de mbola misy mpankafy azy foana, ary ni-comprendre azy dôly!
fijo> mila tonga kely aty enao zany refa @ le fotoanany iny e! de mandray anjara kely! mety hilay le nom de scène oe Fijo an!:-P
78. fijo ( 23/08/2005 20:19)
ndry koa dia manao izay mahamenatra ahy eo.:oops:
79. fafa ( 25/08/2005 07:37)
fijo> aza menatra ianao, fa mba tonga de tsory! sady fantratro ianao ... hainao ve io hira io? (Njakatiana)
80. fijo ( 25/08/2005 20:30)
fafa tsy haiko io ka.mba lazao hoe?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5886