pazzapa 3

41. ari.malala ( 22/07/2005 12:15)
njy tara b fa ny pazzapa anazy si sonwin miainga eny ambony terrain,asa terrain ana in angaha! sa terrain d'aviation? :-D:-D
42. fasaly ( 22/07/2005 15:43)
hihihi! ari ty ko an!
mamzel:
non tsy maraka njay njy fa pazzapa amy télé in fa lay fandaharana rakidaonabe no mandeha radio ka!
43. njala ( 23/07/2005 17:19)
:Pje trouve que le pazzapa 3 a bcp de candidat qui a de belle voie mais c'est a cause de leur mocheter qu'il ne sont arriver au villa pazzapa.:oops:



44. fasaly ( 23/07/2005 18:22)
refa tonga ao tsy moches tsony ka, tsatsan'ny maquilleuse sy ny styliste de mamiatsa be foana sady ny feo anie aloha zay vao ny tarehy e!
45. sonwin ( 23/07/2005 18:24)
fasaly an..tonga ny fotoana:wink:
46. mamzelkely ( 25/07/2005 09:44)
aleo mamazel alo hangina fa tara kozy be lôtsa!!:oops::-$
47. ari.malala ( 25/07/2005 10:42)
njala:

:Pje trouve que le pazzapa 3 a bcp de candidat qui a de belle voie mais c'est a cause de leur mocheter qu'il ne sont arriver au villa pazzapa.:oops:







tsaratsara angamba atao @ teny gasy ilay resaka fa Gasy aby isika no eto? rehefa samy tsy ho voahaja ihany ilay fomba fanoratra.
48. ari.malala ( 25/07/2005 10:46)
mamzelkely, marary nga ny fo njy no teramena injy?
49. fijo ( 25/07/2005 22:31)
njala kely o,ataovy teny gasy marina aky fa tena tsy hainay le teny farany tsy hay an
50. boubshe ( 28/07/2005 10:30)
lsmasoandro:

ahoana kay r'zareo ny fahitanareo ny pazzapa 3?



tsy dia milay!loatra fa be zeste be daholo!
51. fijo ( 28/07/2005 21:01)
ka izay no diany eo ko
52. mamzelkely ( 29/07/2005 08:08)
ari.malala< za zoky ts marary fo zany an!! fa weim be fotiny za fa tara kozy de mivaramena fa menatsa!:°)
53. fijo ( 02/08/2005 20:00)
aza menatra aky ndry an
54. boubshe ( 03/08/2005 09:28)
lsmasoandro:

ahoana kay r'zareo ny fahitanareo ny pazzapa 3?


tsy dia tsara ny t@ty
55. stephan ( 03/08/2005 10:00)
Amin'izao fotoana izao moa misy ilay hoe nominés ireny, izany hoe ireo mety hihintsana raha tsy fidian'ny olona rehefa tonga ny andro sabotsy iny. Ny zavatra hitako anefa tamin'ny sabotsy teo; hita fa tsy mahavoa amin'ny hira loatra i Jenny sy i Santi nefa rehefa be mpifidy dia tafakatra ihany, dia hoy aho hoe rehefa any @ famaranana aleo tsy mifidy intsony ny public fa manimba revy tanteraka, izay mpanankarena ihany no ho lany raha izao no mitohy.
56. fijo ( 03/08/2005 20:02)
kay,ary toa miova izany heviny izany kle.lasa resaka harena.
57. Fify ( 08/08/2005 17:32)
pazzapa aloa dia tovovavy tsara daholo . misy ihany na tsy dia tsra feo kanefa milay ka?:D
58. fijo ( 08/08/2005 20:55)
tsara feo,tasara hira,tsara fe izany ko
59. xxx ( 12/08/2005 05:28)
zà lo tena nalahelo be mintsy fa nominé ndray ve rangahy nofy sy harena, lalao alo lé izy fa na izany aza ohatrany tena mampalahelo ihany é! fa mino aho fa ho tafakatra foana ry zareo na dia nominé foana aza é!
60. xxx ( 12/08/2005 09:02)
Film ko nge ito pazzapa ito e! ny ahy i Zinzolu no tiko hi hi sy i Bob nefa toa nominés foana ko! hi hi:°) Fidia aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1493