atokisana sy azo atao hoe contracéption ve ny .....
![](https://avatar.serasera.org/228c1b3d36290cb44317e550e7417da7.jpg)
1. joda
(
13/07/2005 00:06)
atokisana ary azo atao hoe contracéption ve ny coit interrompu izany hoe rehefa hi jouir iny ny lehilahy dia avoaka haingana ny sperme!!!
novalian'i rijatsif ny 01/09/2005 21:04
![](https://avatar.serasera.org/826ad6b0338304c40b42644b5144f80a.jpg)
2. perfect
(
13/07/2005 04:27)
betsaka ny manao an'io mety,mandaitra fa misy ny milaza hoe mankarary ny saina hono raha antao fanao be loatra
![](https://avatar.serasera.org/28720b97999095e4af1e3b8722bb0d65.jpg)
3. pika
(
13/07/2005 09:25)
mahoby hono noho ny mihinana pilina sy mitsindrona ...hoy ny mpanao azy asa anefa hihihi
![](https://avatar.serasera.org/cda0bd9c5f772d54ea1d07c320ad1782.jpg)
4. jhouhlambout
(
13/07/2005 09:51)
é! Tsy azo atokisana mihintsy io satria:
Des milliers de spermatozoïdes sont en effet libérés avant l'éjaculation, dans le liquide pré-éjaculatoire.
Des milliers de spermatozoïdes sont en effet libérés avant l'éjaculation, dans le liquide pré-éjaculatoire.
![](https://avatar.serasera.org/6843df7908ed6367495fcda354b25f77.jpg)
9. tsotsoa
(
14/07/2005 07:29)
aza manao fotsiny rehefa matahotra e!
manja foana ange ny fiainana e!
manja foana ange ny fiainana e!
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
10. xxx
(
14/07/2005 07:41)
fa maninona raha mampiasa kasikety fotsiny dia vita é,cent pour cent sans risque!!
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
11. xxx
(
14/07/2005 09:55)
Matetika tsy tafatsoaka iny rehefa tena ho lasa dia izay ny olana fa na izany tsy dia mahomby loatra iny hevitra iray iny.Aleo ihany misoroka :lol: