atokisana sy azo atao hoe contracéption ve ny .....

1. joda ( 13/07/2005 00:06)
atokisana ary azo atao hoe contracéption ve ny coit interrompu izany hoe rehefa hi jouir iny ny lehilahy dia avoaka haingana ny sperme!!!
répondu par rijatsif le 01/09/2005 21:04
2. perfect ( 13/07/2005 04:27)
betsaka ny manao an'io mety,mandaitra fa misy ny milaza hoe mankarary ny saina hono raha antao fanao be loatra
3. pika ( 13/07/2005 09:25)
mahoby hono noho ny mihinana pilina sy mitsindrona ...hoy ny mpanao azy asa anefa hihihi
4. jhouhlambout ( 13/07/2005 09:51)
é! Tsy azo atokisana mihintsy io satria:
Des milliers de spermatozoïdes sont en effet libérés avant l'éjaculation, dans le liquide pré-éjaculatoire.
5. bebeto ( 13/07/2005 10:20)
aleo tsy manao mihitsy rehefa tsy misy zavatra atokisana e!
6. jhouhlambout ( 13/07/2005 10:35)
Fa azo atao ihany raha toa ka tia mitsapa vitana...:-D
7. pitchou ( 13/07/2005 11:23)
andramo d lazao ny valiny e!
8. takelaka ( 14/07/2005 02:40)
jean blanc bal blanc
9. tsotsoa ( 14/07/2005 07:29)
aza manao fotsiny rehefa matahotra e!
manja foana ange ny fiainana e!
10. xxx ( 14/07/2005 07:41)
fa maninona raha mampiasa kasikety fotsiny dia vita é,cent pour cent sans risque!!
11. xxx ( 14/07/2005 09:55)
Matetika tsy tafatsoaka iny rehefa tena ho lasa dia izay ny olana fa na izany tsy dia mahomby loatra iny hevitra iray iny.Aleo ihany misoroka :lol:
12. fijo ( 18/07/2005 22:33)
dia atao aiza le;eny amin'ny tarehany ve?
13. pitchou ( 19/07/2005 11:19)
fijo maharikoriko!
14. mandrindra ( 19/07/2005 14:50)
fa anagaha i pitchou efa nahita sa nijery fiataratra ?:D
15. booboo ( 19/07/2005 14:54)
tsssssssss dégue zany na mbola tsy hita aza kah. bwèèèèèèèèèèèèè
16. mandrindra ( 19/07/2005 15:12)
booboo azo akipy anie ny maso dia tsy mahita e.
17. booboo ( 19/07/2005 15:17)
tssss re-bwèèèèèèèèèèèèèè
18. fijo ( 19/07/2005 22:12)
fanontaniana anie ny ahy io e.nareo ko hoatry ny efa niharany ireny.
19. cocorie ( 20/07/2005 08:15)
:oops:
20. mandrindra ( 20/07/2005 14:49)
fijo, inn aloha le atao eny amin'ny tarehany e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2071