misy ve?

1. olast ( 12/07/2005 14:27)
ianao ve mino ny fisian'ny matotoa?fanahy ratsy sa fanahy tsara ny fiheveranao azy? raha fanahy ratsy mantsy izy dia efa nampatahotra anao ve ny dadabenao efa maty ela mba nanofisanao? nampatahotra ve? raha fanahy tsara anefa maninona no nolazaina fa hoe tahian'ny razana isika ê etsetra etsetra.... tena tsy azoko mihitsy io efa nandalina io hevitra io mihitsy aho fa toa misafotofoto zany ilay hevitra ohatra kely fotsiny misy milaza fa nisehoan'ny fanahy zao izy tamin'ny.... tsara ve sa ratsy
tena mba mila hevitra avy aminareo aho mba hampazava tsara azy ê dia mazotoa mamaly raha manan-kambara misaotra mialoha ê
novalian'i fijo ny 19/07/2005 20:42
2. mpanakiana ( 12/07/2005 14:41)
Ra vao miseho aminao ny dadabenao de teneno izy we vidano tomobile za d tsy mivoka ntsony izy.
3. bichette ( 12/07/2005 15:31)
misy tokoa aloha ny angatra e, ilay olona efa maty miseho marina fa amiko devoly daholo ireny mody maka sarinà olona tena hankafizintsika ireny dia asainy manao zavatra bedabe ny olona dia mankato satria sady matahoatra no ngôma ilay olona ka izany no mampatahoatra azy, marikoditra sy mihorona daholo ny tena iray manontolo, tres desagreable :x:x:x z rehefa manofy ny olona efa maty dia rohasiko :wink:o^oo^oo^oo^o
4. niry01 ( 12/07/2005 15:49)
de ahona ny fandrohana andry zareo nefa inao manofy:miam:
Raha misy ny ratsy de misy koa zany ny tsara, de mety misy koa zany fantoma tsara
5. dadabe ( 12/07/2005 16:35)
fa zah maninona nop nofisina le ??:-w:-w
6. mpanakiana ( 12/07/2005 16:49)
Ny ol kely finoana no mataotra an'zany fa ny maty
tsy mivoaka aminao zany tsony fa ny fieritreretanao
diso tafahoatra no manao kisarisary ao antsainao ao
7. Kintanakely ( 12/07/2005 19:01)
Misy ny matotoa. Mpanao siansa ny tenanay, lay tsy mino ny maty raha tsy mandevina, nefa nahita matotoa de voatery nino. Matotoa fotsy no efa hitako miendrika lahiantitra. Tam toerana mangina no nahitako an\'io, tam misasaka alina any ho any, saingy lalana tsy maintsy naleha. Tsy nanao na inona na inona akory lay izy fa nanapaka ny lalana nizorako de nijanona teo an-tsisin-dalana nanara-maso ahy. Tsy nanana tahotra aho tam zay ary tsy nieritreritra azy hoe matotoa saingy lay lalana nandehanany no tsy mampino satria tsy misy lalana azo aleha indrindra am alina ka nahatonga ahy hanontany olona. Teo vao fantatro fa be ny olona mahita an\'izy io tamin\'io toerana io. Lalana mankany am toby miaramila iray aty Mada no nisy an\'io. Indray andro moa de ny manamboninahitra iray tao am toby no nampitahorin matotoa ka lasa namapanapaka lay vodihazo fivoahany. Toerana feno fasana hono io toerana io taloha saingy natao sakoly sy toby miaramila.
Famintinana: misy ny matotoa, fanahy ny fahaizako azy ary maka ny endrika izay tiany isehoana. Mety ho ratsy io mety ho tsara. Raha mpino isika de tokony hino ny fisian\'ny fanahy. Angamba araka ny asa ataon\'ilay fanahy no ikilasiana azy. Amiko raha manao tsara ilay fanahy (matotoa) de anjely no fiantsoko azy, raha manao ratsy de devoly. Araka ny filazan\'ny olona manko de misy kilasy roa ny matotoa: fotsy, mainty. Ny fotsy hono de fanahy tsara; mijery ny manoro lalana fa tsy manao ratsy. Ny mainty manakenda sy mampijaly.
8. fijo ( 12/07/2005 21:12)
za aloha tsy hafaka ilaza kosa ry bibi hoe devoly no miseo.satria,za sady tsy mino devoly no tsy mino andriamanitra.
ny lolo na matotoa kosa mety ino ihany aho,satria efa nahatsapa zavatra,ka aleoko tsy milaza zavatra fatratra
9. jhouhlambout ( 12/07/2005 22:09)
Mety misy tokoa angamba satria mbola betsaka ny zavatra tsy voazavan'ny science tanteraka...
10. pitchou ( 13/07/2005 07:46)
misy ka! fa raha fanahin'ny olona akaiky anao na tia anao dia tsy hanao ratsy anao mihitsy!
11. jhouhlambout ( 13/07/2005 10:06)
Marina ve?
12. ari.malala ( 13/07/2005 12:09)
dadabe:

fa zah maninona nop nofisina le ??:-w:-w



nofisina asaina mividy tômôbil ony! :-D:-D:-D:-D:-D
13. ari.malala ( 13/07/2005 12:13)
za zareo tsy mino anzany a! efa maty iny ko hivoaka hanao inona tsony?! ny vatany aby tsy voahetsinyt@ nentina halevina ko efa voafatopatotra im-piry ao anaty lamba firy sosona sady @zay koa mihidy ao ambanin'ny tany anaty varavaram-bato ao ve de hivoaka ho aiza ê! tsy mino anzany matoatoa izany aho!

14. pitchou ( 13/07/2005 13:20)
ny matoatoa ange tsy le vatany iny no mandende fa illusion no hitanao iny e! fa ny fanahin'ny olona angah maty miaraka @ vatany iny hoy enao? tsia!
ari.malala zany tsy mino ny fitsanganana @maty koa?
15. fijo ( 13/07/2005 20:30)
hitsangana hoaiza ry pitchou an.izao ataoan tsaina.dadabean'ny dadabean'ny dadabe izao,efa tsy hita nany taolany aza,ko htsangana hoaiza ny tsy misy taola.
sa hoe eo ary le tsisy taolana
16. sonwin ( 13/07/2005 22:50)
Matoatoa hono:^):^):^)
17. ari.malala ( 14/07/2005 06:07)
si, mino ny fitsanganan'ny maty aho r'i pitchou fa saingy tsy mino ny fisian'ny matoatoa. Rehefa hitsangana anie nymaty dia hoavy i ùkristy hanangana antsika indray ê! fa ireny matoatoa ireny illusion hoy indry! za tsy mino ka! :)
18. sonwin ( 14/07/2005 09:15)
Misy ny matoatoa...izaho izao anisany:^)
19. ari.malala ( 14/07/2005 11:18)
hahaha! fa az tsy matahotra anlà!
20. pitchou ( 14/07/2005 11:23)
d ahoana tokou mou zany le we fonksionera matotoa lazaina ireny e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2716