misy ve?

21. sonwin ( 14/07/2005 14:05)
anarany fotsiny e
22. fijo ( 14/07/2005 20:53)
ny lolo aloha dia hinoako e.iny manidina ko
23. ari.malala ( 15/07/2005 11:58)
:)eny wa fijo! ny lolo miy satria za mahita lolo manidintsidina fôna!: :)
24. sonwin ( 15/07/2005 14:17)
ho avy aho, hanangatra aho, dia hino ianao:^):^)
25. ari.malala ( 18/07/2005 12:16)
sonwin, tongava ê! sadyenao toa eny anjanahary moa sa Antanandrano akory aza no mipetraka raha tsy diso aho ê! :) za lety tsy matahotra anzany â!
26. fijo ( 18/07/2005 21:10)
sonwin mamonoa tena ary aloha ,fa araka io voalaza io dia olona efa maty no manangatra
27. sonwin ( 19/07/2005 05:05)
efa matotoa ve ry zoky mbola hamono tena ihany a
ari.malala>:^):^)
28. ari.malala ( 19/07/2005 07:33)
fijo, tsy lojika anie zany zavatra teneninao zany ry malala ê! izy aza efa matoatoa ko! fa za wa tsy matahotra!

ary in no mampihodikodia ny masonao? manao hypnotisme v? :-D za tsy resinao zany! :-D
29. sonwin ( 19/07/2005 10:29)
ts mila mandresy koa nge za fa toi ihany kolaps ho azy eo..sady za matoatoa mpitoto:-D
30. pitchou ( 19/07/2005 10:35)
ny olona mamono tena ange tsy afaka manangatra e! mitadiava mpamono
31. sasa ( 19/07/2005 10:49)
wadray kou izany kozy ato :-D:-D
32. sonwin ( 19/07/2005 11:04)
ts misy resaka hamono sy mifamono zany eto pitchou a, efa matotoa be zao ve mbola hovonoina ahona ndray aza, en plus matotoa mitoto:wink:
33. ari.malala ( 19/07/2005 12:09)
sw, in le totonao? :-D tsy aty wa zany! sady enao tsy hahakolaps ana zany! :-D
34. fijo ( 19/07/2005 20:42)
ka zandry anie mila za hoe "Hoavy aho e,Hanangatra "mbola hoavy izany.izay no nilazako an'io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9138