Fivavahana = virja sy tsy virja

1. Mifenty ( 16/07/2005 08:13)

Lasa ady hevitra atsy le oe daba sy siny .
Lava loatra anefa ilay fanazavana sasany ka indraindary tsy voavaky ary adino no tena vontoatiny.

Eto ndray dia mba atao fohifohy isaky ny fidirana ary koa hevitra iray no avoaka dia miditra vaovao indra ho an'ny hevitra hafa eh.

Daba sa siny ny fivavahana??

Raha daba na siny ?? virja sa tsia?

De neniza no virja ary neniza no tsy virja?

Fa maninn???
novalian'i scorpion ny 24/07/2005 08:38
2. marimar ( 17/07/2005 10:10)
n'importe quoi!!!!!
3. dekabol ( 17/07/2005 10:51)
elà lesy zandry tsy mahita ho resahina izay hampadroso an'i dago atao fa aza lany adro @ ny zavatra tsy misy dikany, na daba io nasiny vehivavy daholo ary io daba io no nivoahan-tsika lehilahy ka aza dia mitsikera be fahantany
4. xxx ( 17/07/2005 14:30)

o ra dekabol ah, ra te hampandroso an'i Madagasikara dia ripahana daholo ny olona mihoatra ny 35 taona de avela ho an'ny tanora vao misondrotra ny fitantanana ny firenena. Ireo sokajin-taona ireo tsinona dia itambaran'ireo voakolikoly sy tokotanin'ny tsolotra sy ny fihatsaram-bela-tsihy.

Raha misy mahita ny ahafahana manao an'io dia handroso i Madagasikara.
5. zakilinina ( 17/07/2005 17:39)
oadray marina.
Izà koa ve izany ao anatin'ireo tokotanin'ny tsolotra sy ny fihatsaram-bela-tsihy ka tokony aripaka ?
Mba moramora kely re ry xxx.
Raha olo-marina ianao dia mivoaha ao anatin'io solonanarana io ifanatrehana.
6. sonwin ( 17/07/2005 19:34)
aleo aloha arahako miadana ity dinika ity fa toa hafana klé
7. xxx ( 18/07/2005 08:00)

zakilinina
ie, ra mihoatra ny 35 taona ianao dia mendrika ny aripaka koa ka. tsy misy fanavahana io .
8. ari.malala ( 18/07/2005 12:54)
resaka fivavahana v d we virja tsy virja, misy resaka mandripaka? hafahafa!
9. johns ( 19/07/2005 08:02)
Mba matotra de am'zay mahazo kil
10. sonwin ( 20/07/2005 12:37)
aiza misy kil zany
11. Mifenty ( 21/07/2005 12:25)


aiza tokoa no misy kil zany le.
12. xxx ( 21/07/2005 13:11)
azavao tsara lay lohahevitra fa tsy arakay
13. sonwin ( 21/07/2005 13:52)
avadibadiho ny dinika dia mazava io ka
14. Mifenty ( 21/07/2005 15:39)

voalazan'i frera io ny valiny

mila midinika kelikely d azo araka hay.

Manjary lasa mahadomelina ndray mantsy izy ity zao kou.

15. sonwin ( 23/07/2005 18:05)
misy efa mis....mihitsy leisy arý ambadika arý kle
16. Mifenty ( 24/07/2005 08:28)


ita lesy kou
17. scorpion ( 24/07/2005 08:38)
marina io resakareo mitsam io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2502