Mionona @izay ananana

1. ralench ( 15/07/2005 06:25)
Melohiko manokana ny olona mampirafy na lahy na vavy satria matoa miaraka @olona dia safidy izay!
Inona moa ny tanjona tiana ho tratra raha mifindrafindra olo-tiana?
Tsy aleo ve manatsara ny efa misy satria ny olona tsisy lafatra fa izay safidy no karakaraina!
novalian'i bbn ny 08/08/2005 11:37
2. fasaly ( 15/07/2005 07:06)
f'ita wa! marina ny an'i toi e!:wink::wink::wink:
3. xxx ( 15/07/2005 08:19)
samy manana ny tiany io ê! raha izay no mahafaly ny fony sy ny sainy inona no tokony tsy hanaovany azy? fa satria hoe eloka v? iza no tsy manao heloka ê! mamela ny helokay avy eo!
4. pika ( 15/07/2005 09:23)
xxx tsy mitovy ny heloka fanahiniana atao sy ny natao noho ny tsy fahafantarana azy
rehefa tsy tiana intsony dia hisaraho kosa fa aza ampirafesina e
5. STONG ( 15/07/2005 10:24)
Za milaza @ nareo fa ny sasany nge ra miaraka @ olona iray tsy voatery hoe fitiavana e! Manal'azy fotsiny izy,ka ra vao mahita iray hafa dia lasa zao ,tsy tiany hisy ho very izy roa,d lasa mapirafy izy.
Fa na izany aza,za kou lou tsy tia olona mapirafy e,miombo-kevitra aminareo aho.
Ny mampalahelo dia ilay iray tena tia no voa mafy,satria ny azy tena fitiavana!
6. ari.malala ( 15/07/2005 11:17)
xxx> d enao zany mampirafy raha azoko tsara ny tianao tenenina, dia mandry @ zany ve ny sainao? maninona nefa raha mifampiresaka we tsy tafa intsony ny @tsika toy izay mampijaly olona?! momba ilay hoe manala azy; ataoko fa tsy rariny kosa angamba raha olona no hatao fanalana azy! ary hahatanty ve enao raha mba sanatria ataon'ny hafa toy izany? za koa manameloka ny olona mampirafy, rehefa tsy tianao intsony nyolona miaraka aminao dia teneno azy tsotra fa aza ampijaliana izy!
7. jhouhlambout ( 15/07/2005 11:44)
Koa samia ary mionona @izay ananana é, nefa inona zany ny azo atao raha toa ka mbola mifikitra be foana ilay anankiray nefa ilay hafa té hitady olon-kafa?
8. ari.malala ( 15/07/2005 12:12)
za zao vao nainka hanantena an'i jhoul hanome recette @ io resaka io :) :P
9. Herytae ( 15/07/2005 13:27)
zah zao mionona @ ze ananako mintsy!! fa le ananako alou maromaro e! hihihi!!:lol:
10. cocorie ( 15/07/2005 14:01)
Sakaiza koa maro, ny aretina koa maro ka noho izany ratsy manan-droa ......SIDA.
nefa asakasak'areo ihany io ka!!! samy mizaka ze ataony. ze mandeha ihany hono no vakivaky tongotra de ny maranitra ihany no mitsatoka. Mahaiza zalahy mitondra tena a
11. sonwin ( 15/07/2005 14:26)
ka entana misokatra ve ts ho savaina e
12. zefalah ( 15/07/2005 14:46)
marina le loa-evitra.Fa
ra jerena ara-bainoly sy fiaramonina dia tsisy diso.
fa ra jerena eo @ lafiny tanora tia rendrarendra dia diso..ka mahaiza maka ry zareo..na le tanora tia rendrarendra na le olona tia manaraka ny tenin'Andriamanitra sy misy enatra eo @ fiaramonina.:roll:
13. poupounesana ( 16/07/2005 06:07)
sonwin ah! bedy ah!
raha entan'oll kosa v d mbola hosavainao? indrindra moa raha efa manana enao?hihihi
14. akamatiana ( 17/07/2005 15:55)
ralench aza tonga de maanmeloka kousa eh !:wink: matoa izy mampirafy de misy zvt tsy ampy zay ao am le tiana hihhih , na misy zvt tsy tian'le Tia nefa mbola ataon'ilay Tiana iany ka rariny zareo ra ifampirafy , asa klouu ehh:wink::-w
15. fasaly ( 17/07/2005 16:21)
akamatiana:
ok zay mintsy ary azon'ny toi mintsy ilay izy an!
16. akamatiana ( 17/07/2005 16:31)
fasaly hihihhhi mety nga io kle ??:wink:
17. fasaly ( 17/07/2005 18:53)
:lol::lol::lol:
18. ft ( 17/07/2005 19:03)
za efa mionona zao é!! :)
19. sonwin ( 17/07/2005 19:25)
poupounesana :wink:
20. akamatiana ( 17/07/2005 19:52)
fasaly mi-LoL fotsiny jay toi kle:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2773