Mionona @izay ananana

21. ari.malala ( 18/07/2005 05:59)
sw;efaexpert en la matière mintsy an! hein...
22. fasaly ( 18/07/2005 09:28)
akamatiana, tena mety be mintsy iny ka! miovy ny jery tsika amlay izy an!
23. mandrindra ( 18/07/2005 09:42)
ralench, fa angaha izy ity fahoriana no fampiononana no teny entinao?
24. sonwin ( 18/07/2005 20:22)
ralench:

Melohiko manokana ny olona mampirafy na lahy na vavy satria matoa miaraka @olona dia safidy izay!
Inona moa ny tanjona tiana ho tratra raha mifindrafindra olo-tiana?
Tsy aleo ve manatsara ny efa misy satria ny olona tsisy lafatra fa izay safidy no karakaraina!




Fa iza rangahy no hanameloka?
25. sonwin ( 18/07/2005 20:23)
poupou> ka ilay entana aza sady efa misokatra no tsy eo ny tompony kou..dia jerena fotsiny ve ts hampalahelo indray
ari.malala> manala azy de mimémé e
26. akamatiana ( 18/07/2005 20:53)
fasaly LoL:lol:
27. fijo ( 18/07/2005 21:43)
sonwin,tena marina,aza mampirafy ,fa raha sendra misokatra kosa ,aza lalovana fotsiny fa mampalahelo izy,tsy elah mamipirafy anie fa izy mampalahelo no olana e
28. mishou ( 18/07/2005 21:50)
sw sy fijo> hi hi hi, reto tena jiolahim-boto antitra mihitsy. Mba hendry wa fa aza tantaraina @ olona daholo ny sport malefaka ataon'ny lisany ivelan'ny fanambadiana.
Sady rehfa miha antitra ange hono ny tena vao be ny tanora e:-D:-D:-D:-P
29. fasaly ( 19/07/2005 06:15)
io anie de izay foana mishou e! antitra vao be ny tanora de eo amizany ry zalahy mandeha manenjika tanora any ivelany satria efa somary malazo ny ao antrano ao.
30. sonwin ( 19/07/2005 09:57)
ts manenjika kosa fa tonga ho azy eo ny tanora manokatra e..dia mbo omena izy fa manjary mangasiasy mody
31. mandrindra ( 19/07/2005 13:14)
marina mihitsy izany
32. fijo ( 19/07/2005 21:21)
izay mihintsy.aza manda rehefa mahita,nefa koa aza lany andro mitady.
33. bbn ( 08/08/2005 11:37)
toute facon tsy noterena nareo niaraka de fifanajana no tokony atao,sa ahoana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.229