persil % voasary ( orange)

1. isrine ( 17/07/2005 09:02)
Ny persil hono no ahitana vit C bebe kokoa noho ny orange?
novalian'i fijo ny 21/07/2005 21:52
2. STONG ( 17/07/2005 11:29)
ngambany!!
3. fasaly ( 17/07/2005 16:24)
koa le manelina alilay persil manahirana ihany fa ny orange mba hafa ihany e!
4. mira ( 17/07/2005 18:14)
ampiarahina @ lasary karaoty dia mora atelina hhhhmmmm
5. fasaly ( 17/07/2005 19:30)
zany ve de matsiro be mintsy???!!!
6. lalatax ( 18/07/2005 11:28)
Marina zany sady mampadio tarehy raha atao matetika.Ny mety aza ranoina kely izy de iny ranony no sotroina.Andramo anie e!
7. fijo ( 18/07/2005 21:28)
ny fahafantarako azy dia vit k ny persil fa tsy C
8. mishou ( 18/07/2005 21:37)
ny fantatro aloha tsy misy be vitamine c ohatran'ny orange pressée 1 verre, na de citron 1 be mavo be ireny fa tsy ilay fihinan-kodiny aza tsy feno vitamina c noho izy
fa ny persil misy vitamine c fa tsy maharesy ny orange, fa raha vehivavy bevohoka indray de be calcium be izy, fa zany hoe tantarana ny manao cure azy rehefa raikitra ny tsy te hihinana fanafody. Satria toa botte be iray isan'andro no atao lasary vao maha ampy ny sokay ilain'ny vehivavy bevohoka iray
9. kally ( 19/07/2005 08:33)
Ny kiwi no tena be vitamine C noho ny voasary kah! saingy ny voasary no mora hita kokoa samy ampifandimbiaso e!
10. fijo ( 19/07/2005 21:00)
marina koa izay ry kally ,fa any amintsika anie tsy misy kiwi e.fa ny matsitso no be any
11. sheran555 ( 21/07/2005 13:57)
Inona hoa ilay atao hoe kiwi, io satria efa namaky an'io a t@ magazine santé tao @Net? Dia misaotra mialoha.
Fanampiny fotsiny, ny persil koa dia be calcium fa tsy hoe vitamine C fotsiny
12. isrine ( 21/07/2005 14:37)
ny kiwi anie lafo e, raha aty aminay aloha ny persil de mora toy ny anana rehetra. sady tsy madinika toy ny any dago ireny fa lehibe.
13. fijo ( 21/07/2005 21:52)
sheran,ny kiwi dia voankazo maitso izay.avy any NEW ZELAND izy io ary tena be vit C mihintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1749