Ary iza indray no mino an'ANGE OU DEMON de Dan Brown?

1. Xmarty ( 18/07/2005 08:35)
Ange sa Demon marina ve ny Vatican io sa ahoana fa misy confusion indray ity e!!!!Le pape ve intermédière sa Andriamnitra no ivavahan'ny olona sady manao fanatisme(izay tsy mety ao anatin'ny Baiboly)
novalian'i sonwin ny 19/07/2005 14:16
2. radriana ( 18/07/2005 09:14)
Ka tsy aleo be Andriamanitra ihany no hitsara fa tsy isika olombelona e, ilay fitsaratsarana ny hafa io ihany no mitarika ady sy korontana, en plus io sujet io miverimberina foana
3. Mifenty ( 18/07/2005 09:43)

vidio le boky de amzay i Dan Brown miha manankarena eh.

Ry Laffont mianakavy etsy an-daniny miakatra iany ny chiffre d'affaire ny.

Vidio le boky eh,

Gravy kou né le piblisité ato eh.
4. onjakely ( 18/07/2005 12:32)
lé Dan Brown mits no tena devoly d maka fanah anzé mraikiraiky
5. ainaheri ( 18/07/2005 13:19)
Xmarty>any @ maths sy phys izy asaina mitsikera
raha amoaka ny fahaizany,fa tsy manao redi2 otan'ny
andriana lany harena eo dia ny kely finoana koa
@ zany d revo ery nefa tadidio fa boky otran'ny boky
rehetra ihany anie io ee,zany we n'importe qui afaka
manoratra izay soratany!
Marina fa feno tsiparifary ny voan'anana nafafinao fa kolokoloy sy arovy izy mba hamony be!!
6. lilbon ( 18/07/2005 13:40)
na wa mino na tsy mino de zay ?
foi inalienable no anao sa inn e?
aza discuter-na fa efa we foi?
7. Xmarty ( 18/07/2005 16:26)
Mba anramo vakiana aloha ireo boky ireo zay voa miteny nareo drindradrindra "Ange ou Demon".
Ary maninona ary ireo Pape rehetra nandalo teo dia marary be loatra vao maty fa tsy maty ao anaty fiadanana.Ils sont morts tous dans la souffrance hors ils prient.tsy miadana loatra ny fanfantesan'ireo Pape rehetra:?::idea:
8. booboo ( 18/07/2005 17:37)
Dia raha nanoratra zao i Robin Cook an'ilay roman "Chromosome 6" dia hino tokoa ve enao hoe tena misy ny zavatra tantarainy ? Sady asiany fanazavana siantifika mitombona etsetra etstra dia hino ve enao ? Zay no maha roman ny roman ary D. Brown mpanoratra roman. Tsy maintsy mba nitady raha mafonja tany ho any izy dia miampy ny aingam-panahy sy ny eritreriny fotsiny dia tena ohatra hoe marina sy mitombona sy tena nisy izany ny raha soratany. Raha tsy izay tsy best-seller aby ny boky avoakany.
9. zefalah ( 18/07/2005 23:33)
t@ zahay mbola kely de mande manantona fiangonana isak'asabotsy ariva ,mba hikonfesy.
toa izany koa nen'io Papa io.
mamela ny elokiny olona hony izy nefa ny elony aza tsy afany....ty le hoe Doctera!! traboy ny tenanao:-D
za alo tsy mino afatsy Andriamanitra tokane..ary ny zavatra atao ry zala manam-pahefana Kristianina dia tsy ekeko..satria tsisy zava-boary mendrika ho topona
10. Xmarty ( 19/07/2005 09:18)
Izao any e mamaky boky sady mijery ny réalité dia hitako tsara fa manafina zavatra be dia be ny Vatican(documentaire sy vaovao antsara no porofo sy boky)
Andriamanitra iray ihany no hivavahako,Tsy misy intermédiare izany surtout olombelona tahak'izao ve!!
mahazotoa ireo fanatisme mivavaka an'le Pape.
Izao tsy mino ami'izao karazana boky izao fa réalité aloha ny amiko izay voa ny boky.
11. Mifenty ( 19/07/2005 09:53)

>>Xmarty, fanontaniana : mahazo pourcentage am boky lafo nga isekely io?

Raha mahazo dia mety hividy iany aho fa ho dorako am zay fotoana ilay izy fa tsy hovakiako akory.
12. sonwin ( 19/07/2005 10:38)
misimisy ihany ny namana ato no mora mati lolon'izao boky foronin'ny vazaha mena sofina zao le

Xmarty>fa maninona ny boky mivoaka manohitra fivavahana amin'ny ankapobeny no mifantoka amin fanenjehana ny Pape sy katolika?.....hazo avo hoa alan.drivotra e(io ilay kozy ts tian'ny namana ato nefa averiko ihany), raha manakambo de izay hahasoa anao sy ny fiananao atao fa tsy lany andro manenjika sy manakiana ny fivavahan'ny hafa..sa izany no nampianarina anao, hoe mivavaha amin'Andrimanitra dia kiano ny hafa, de tsarao izy, dia lazao fa diso ny azy, dia mirehareha enao fa manana ny marina...
13. velonantoandro ( 19/07/2005 11:27)
misimisy ihany ny namana ato no mora mati lolon'izao boky foronin'ny vazaha mena sofina zao le
F'angaha ny baiboly tsy noforonin'ny vazaha klé?Ary ry zareo ao amin'ny vatican angaha tsy vazaha klé?
Mba mahagaga ihany ny iresahan'i ra-sonwin an'ilay resaka hoe "hambo" amin'io situation io!!
Ny fahitako azy zaho manokana klou dia tsy misy gasy mihitsy nanoratra baiboly na boky manakiana fivavahana,fa izy samy vazaha ihany no manao izany,ka tsy aleo ve izy samy izy no ampiadiana?
14. sonwin ( 19/07/2005 11:40)
velonantoandro:

Ny fahitako azy zaho manokana klou dia tsy misy gasy mihitsy nanoratra baiboly na boky manakiana fivavahana,fa izy samy vazaha ihany no manao izany,ka tsy aleo ve izy samy izy no ampiadiana?



ka raha izy samy vazaha no ampiadiana inona no ampidirana hevitra sahala amizao eto amin site gasy?le kozi miverimberina eto momba ny Pape sy ny mivavaka misy intermediaire sy ny tropny mihitsy no tsy milay
15. velonantoandro ( 19/07/2005 14:08)
ka raha izy samy vazaha no ampiadiana inona no ampidirana hevitra sahala amizao eto amin site gasy?le kozi miverimberina eto momba ny Pape sy ny mivavaka misy intermediaire sy ny tropny mihitsy no tsy milay

Kôzy ary ê!Dia samia tahian'ny razana avokoa isika mianakavy ê! http://madanews.free.fr/raz.htm
16. sonwin ( 19/07/2005 14:16)
oay klé :-D, saotsa e:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1155