nosy madagasikara

1. fasaly ( 16/07/2005 10:18)
tsy haiko, i madagasikara ve anisan'ny firenena "surpeuplés" e! satria raha ampitahaina
amy olon'ny europe ny ankohonana iray dia, ny ankohonana europeana zaza iray roa de ampy fa ny an'ny ankohonana gasy telo efatra dimy ihany na plus aza.....
novalian'i fijo ny 20/07/2005 21:36
2. ranga ( 16/07/2005 10:48)
sarotra adino,sarotra afoy
nisy tantara,sy zava niseho
raha manina...,andramo antsoy
hitanao tsara fa toy ny aninkeo.
Ranga.
3. fasaly ( 16/07/2005 11:51)
trrraaayyy!
tsara fa tsy nahavaly ny sizé
4. cutie ( 16/07/2005 13:46)
fasaly tsy surpeuples zany akia Madagasikara a. 8)8)8)
5. fasaly ( 16/07/2005 15:02)
merci cutie fa presque ve???
6. kally ( 16/07/2005 15:27)
Mbola be dia be ny tany tsy misy mipetraka akia Fasaly raha i Madagasikara no resahina, ny haben'i Madagasikara raha oharina @ any ivelany dia ohatry ny haben'i Benelux+ France nefa ny isan'ny mponina ao manodidina ny 16millions eo,raha ampitahaina @ ianareo any Belgique any 10 380 000 eo ho eo.Dia alaivo sary an-tsaina @ izany!
7. fasaly ( 16/07/2005 16:54)
ok merci iaho ve ro nahalala?
8. sonwin ( 17/07/2005 19:20)
mbola malalaka madagasikara :lol:
9. fasaly ( 17/07/2005 19:31)
diso malalaka be loatra ndray zany, ka tokony hangana building zany tsika.
10. lilbon ( 18/07/2005 06:00)
fasaly!:)
tsy surpeuples zany madagasikara ka
pour une surface de 1.700.000km2 de 16 000 000 d'habitants:idea:
zany we 0.1km2 par habitants na 1ha par hab
zany ve de ho tery:lol:
fa saingy le exode rurale no tena tsy laitra
ny 5 000 000 de eto antananarivo renivohitra daholo
efa vitsy ny gasy no miterka mihoatry ny 6
fa enao kay mahavita miteraka firy ?:-D:-D:-D
11. fasaly ( 18/07/2005 09:21)
libon:
enina be zao????? mamizana be zany!!!
ny ahy iray aza tsa mbola nisy nivoaka akory knou!
12. sasa ( 18/07/2005 10:47)
lilbon à l'attaque haingana fa mbola tsy nisy nivoaka hono.

sonwin mbola malalaka be aty aminay (Atrimo)
13. mandrindra ( 18/07/2005 13:19)
fasaly, mbola tsy nisy nivoaka, fa firy ary no efa niditra e. Raha tsy nisy niditra mantsy tsisy nivoaka :D
14. fasaly ( 18/07/2005 14:14)
lay niditra alony tsary haiko nanisa e!
fa lay nivoaka mbola tsary nisy, fa lay enina be izao kosa tena rivatra ka! tsy surpeuplés tsony zany
15. fijo ( 18/07/2005 21:04)
vao androany aho no nahita resaka momba ny mponina io aty frantsa.
tamin'ny 1789_1896 dia 20 000 000 tany hoany ny mponiantaty frantsa.izao isika any mada mbola eo ho eo amin'ny 17000 000.izany hoe mbola mila miteraka be isika fa tsy ampy.ary rehefa maro isika ,dia hanomboka hifantoka any amintsika ny mpanambola satria mpividy hilainy isika amin'izay ka tokony hampiana mba ahafahana mivarotra ny vokany
16. sonwin ( 19/07/2005 05:03)
tokony hanao tera-bitro zany
17. sasa ( 19/07/2005 05:23)
manaova elah tera-bitro raha izany kou
18. britney ( 19/07/2005 05:53)
alohan'ny hiteraka bdb de ny fanorenanana ny trano no hatao izany satria aiza no hipetrahana, raha jerena de ny ankohonana iray miisa 8 mianana mipetraka amy hefitra roa na telo.
19. sonwin ( 19/07/2005 10:27)
ts koi zany, any andafy aza misy gasy olona valo anaty efitra iray klé
20. sasa ( 19/07/2005 10:48)
sonwin wajay kou ty elah klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1198