Sao misy trano ahofa anaovana vacances kely fotsiny...

1. Herytae ( 18/07/2005 12:23)
Te hitondra ny ankizy hanao vacances any @ côtes (mahajanga, toamasina, foulpointe, sainte-marie), fa mila trano mba hivantanana raha misy mampanofa e! eo @ 15 à 30 jours eo pour moi d'aout izao. mba ilazao dia mifanome tel. resaka sérieux tompoko.
novalian'i pompon ny 28/08/2015 05:49
2. lilbon ( 18/07/2005 13:31)
izaho koa mba mitady io trano io hanaovana vacances pour un week end!
3. fasaly ( 18/07/2005 18:51)
herytae:
manana namana zà mananatrano ahofa ho an'ny mpanao vacance any tamatave! raha mi interessé anao de hanoraty zà fa omeko anao ny adresse mail-ny fa tsy mi garentir ny prix zà an!
4. Herytae ( 21/07/2005 10:12)
fasaly> merci! 'ty ny mail-ko tsirofohery@yahoo.fr
num tél. 032 02 384 35, okay!
5. lova94 ( 09/06/2015 10:05)

Manahoana daholo. Izahay mitady trano hofaina any foulpointe hanaovana vacances herinandro 09-16 aout 2015. Trano mahazaka olona 11 (akizy 4 sy lehibe 7). Trano misy handrahoana sakafo mba misy confort douche sns.... Misaotra mialoha.
6. andriamanalinafamille ( 04/08/2015 08:35)

fasaly:

herytae:
manana namana zà mananatrano ahofa ho an'ny mpanao vacance any tamatave! raha mi interessé anao de hanoraty zà fa omeko anao ny adresse mail-ny fa tsy mi garentir ny prix zà an!


mi intéressé ahy io offre io , fa mba afaka omenao contact ve?

Misaotra mialoha
7. pompon ( 28/08/2015 05:49)
manaona ô?
raha any foulpointe no tena mba mety amiko ka mba omeo contact ary azafady hahafantarana ny prix sy ny date mety! misaotra!
fasaly:

herytae:
manana namana zà mananatrano ahofa ho an'ny mpanao vacance any tamatave! raha mi interessé anao de hanoraty zà fa omeko anao ny adresse mail-ny fa tsy mi garentir ny prix zà an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1565