Ny kilalao fahiny

1. ainaheri ( 26/07/2005 14:30)
Nareo ve mahatsapa fa tsy hita lalaovin'ny
ankizy intsony ny kilalao fahiny @ zao fotoana
izao noho ny fivoarana eo @ tontolo iainana!!
novalian'i 2titi ny 13/05/2013 10:33
2. xxx ( 26/07/2005 14:36)
evident be izany
3. fasaly ( 26/07/2005 15:01)
ie tena dommage e! ny taloha na hazo kely aza d'efa mahafaly ny ankizy zao kou tsy maintsy playstation e ity e rokatra e! hafa mintsny ny nakizy ankitrio ka!
4. mandrindra ( 26/07/2005 15:09)
izany no atao hoe fivoarana, fa io arakaraka ny fitaiza'ny RAR no hoe kilalao inn no azony lalaoviny sy tsia dia hatraiza ny fetrany.
5. sonwin ( 26/07/2005 15:46)
mbola tsy nitsapa
6. fasaly ( 26/07/2005 16:20)
nitsapa in ry sonwin??????
7. fasaly ( 26/07/2005 16:21)
mandrindra :iƩ le fivoarana mintsy..
8. STONG ( 26/07/2005 18:21)
:cry:
9. fijo ( 26/07/2005 21:09)
loza wa ity terinety ity.
10. kally ( 27/07/2005 07:17)
Tena hitako manimba ankizy ity playst playst ity, sady mihiboka lava ao an-trano, no tsy azo iresahana, no tsy mihetsiketsika fa mipetraka eo foana, no ahiako ho donto koa. Raha ohatr'ahy daholo angamba ny ray aman-dreny efa ela no nikatona ny fanamboarana playstation.
11. sipagasy ( 27/07/2005 08:12)
mmhhh marina daholo izany e!!!!! fa io kosa anie mba mivoatra e!!! aiza ve de hanao kindrindriana vato foana izany nefa efa misy andry barbie & ry ken izao sady tsara ery ny tranondreo??? hihih na de tsy manaratsy ny kindrindriana fahiny aza aho fa hiady aliko kosa raha ny terraceko ny ho sorasoratana eo kleeee, mba tsidiho anie ny: www.sipagasy.tk e!!!mba misy santionany ihany ao:-*
12. pika ( 27/07/2005 09:26)
ny sabaka, ny kivarivary, mampiady ravinkazo , ...???? efa nivoatra e
13. ainaheri ( 27/07/2005 09:27)
Mankalaza ry sipagasy hay nisy an'zao nanin
raha navoaka hatr'zay?:lol:
Tsara raha isika mpikambana rehetra no sahy maneho
ny momba2 azy otr'zao,ka saotra betsaka anao noho
izany aho noho ny fijoroanao @ maha gasy anao,sy
ny fanehoanao ny hevitrao!!
14. fijo ( 27/07/2005 20:40)
mankasitraka ry sipagasy an.za koa aloha dia miady mafy amin'io maha malagasy antsika io e.
hay ndry fe anianatra tao soanierana????
15. sipagasy ( 28/07/2005 09:52)
mmhh misaotra e!!! dia mba omeo izay tsy hananako aza za e!!!, mangataka fiaraha miasa e!!!! misaotra mialoha
16. mandrindra ( 28/07/2005 10:31)
inn ilay tsy hanananao loha e?
17. ainaheri ( 28/07/2005 12:11)
fa inona marina lay tsy anananao mba lazao ary ee!!
sao dia mba misy aminay,ka trano atsimo sy avaratra
io ka izay tsy mahalen-kialofana!!sa tsy zany mo???
18. sahouly ( 28/07/2005 14:37)
kally:

Tena hitako manimba ankizy ity playst playst ity, sady mihiboka lava ao an-trano, no tsy azo iresahana, no tsy mihetsiketsika fa mipetraka eo foana, no ahiako ho donto koa. Raha ohatr'ahy daholo angamba ny ray aman-dreny efa ela no nikatona ny fanamboarana playstation.



Tena marina mihitsy io volaazan'nu kally io, tena manimba ankizy ny karazan-kilalao ankehitriny. Lasa tia mitsitokatokana be ny ankizy @ izao satria ny kilalao ataony dia vitan'olon-drery ka tsy ilana olona hafa, hany ka toy izay koa ny toetrany eo amin'ny fiainanana andavanandro.Ary tsapa fa mandingana ny antanatohatra tokony hodiaviny ny zaza eo amin'ny fivoarany amin'ny fiainana,hany ka tsy mahagaga fa raha vao 14 monja dia mihevitra ny tenany ho olon-dehibe tsy mila fehezina sy atoro intsony. Teo amin'ny ntaolo fahiny mantsy dia misy dioa nisy dikany avokoa ny kilalao izay natao, satria famolavolanan ny mahaolona feno mihitsy izy ireny, ny fanaizana miara-monina aman'olona, hita amin'ny lalao be iraisana, ny fanitarana ny saina @ alaln'ny ankamantatra , sns, nmaro tsy voatanisa e! , fa ho fehiny , dia tena tsapa fa very ilay kilalao fahiny ,

19. Samoana ( 28/07/2005 16:08)
sipagasy > Taitra aho hoe hivarotra inona ao @ e-bay enao ?? hihi
Mahafinaritra fa tohizo ny filamatra mamelon'aina hatrany ny fomba amam-panao maha-gasy antsika e !
Raha miverina @ lohahevitra indray dia izao no mba hevitro : mampita-tsaina avokoa ny ankabeazan'ny kilalao, na taloha na ankehitriny. Ilay izy atao tsy an-kiato no manimba, toy ny playstation ohatra. Matoa ny ankizy miova dia satri tsy dia nisy fanaraha-maso akaiky avy @ mpitaiza fa navela hanao izay danin'ny kibony izy. Na ilay mampiady ravinkazo fahiny aza anie raha tsy voara-maso lasa mihinana ny tsy fihinana ny farany e ! ( za efa saiky naty nanandrakandrana ravinkazo poizina !!! )
20. fasaly ( 29/07/2005 17:14)
kally, sahoulu:
tsetsatsetsa kely, misy aza anie tsy zaza mintsyny milalao jeu video itony fa efa misy aban'ny zaza be zao de milalao rery tsy mahita ny vadiny sy ny maha raim-pianakaviana azy intsony e! de mbola gravy noho ny ankizy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3076