ny vehivevy

1. cielbleu ( 25/07/2005 17:44)
Manao ahoana daolo, mombantsika vehivavy ihany, inona no mahatongantsika vehivavy mora mandefitra ny ratsy sa ve dia diso tsara fanahy loatra zay tokoa angamba sa aona hoy ianareo
novalian'i xxx ny 11/08/2005 14:48
2. fasaly ( 25/07/2005 17:50)
amiko ny mahatonga io de ny vehivavy malemy fanahy sy malemy fo matetika, fa amzao androntsika izao efa betsaka ny vehivavy no mi revolte an! taloha mantsy ny vehivavy dia sousmise de miaritra eo foana fa amin'izao efa mitovy ny valeur. samy miasa mitady vola sns......
3. cielbleu ( 25/07/2005 18:12)
ka zao nge akia e!Za tena tsy problem fa zao e!ny fisian'ny infection @vehivavy ve dia tsy mampiteraka
4. kally ( 25/07/2005 18:27)
Inona tsara no tian'i cielbleu resahina:roll:
5. kally ( 25/07/2005 18:27)
Inona tsara no tian'i cielbleu resahina:roll:
6. fasaly ( 25/07/2005 18:32)
kally:
zà kou! tena fanina be tampoka!!!!:{:{:{:{
7. xxx ( 25/07/2005 18:42)
izany ve dia tsy azonareo mety mba maniry zaza angamba izy raha ny fieritreretako azy, fa mety io fahatsorana io no mahalasa ny sainy,mety eritreretiny angmba fa io fahatsorana io no mahatonga ny olona tsy miteraka, nefa asa aloha e!
8. Anah ( 26/07/2005 06:46)
fa iza no anaran'i X?
tsy dia misy ifandraisanany @ hoe fiterahana angamba ilay izy. fa efa mety hoe malefaka mihitsy ilay vehivavy.
ny vehivavy toy izany anefa dia mety hisy andro iray haahtezitra azy mafy ka mety tsy ho zakan'izay efa zatra ny nahita azy mandefitra lava.
ny olona toy izany dia inoako fa irony olona tsy mba miaka-peo irony.
9. fasaly ( 26/07/2005 07:30)
tsy azoko mintsy ry xxx na nampianao fanzavàna aza , eny ampiandohàna izy miresaka ny vehivavy sy ny fandeferana sy hatsràm-panahy be loatra, de tampoka teo nanjary nisy resaka infection ny blem hoe tsy mampiteraka ve? de tena fanina be zà kou! tsy hitako tsony ny hamaliana azy.Underlined text
10. chipie1 ( 26/07/2005 08:29)
:?:
11. sipagasy ( 26/07/2005 08:51)
fa inona marina ny tian'i "cielbleu" resahina e!! resaka fandeferan'ny vehivavy sa resaka fahasalamana??? apetraho tsara ny tianao anontaniana de hamaly azy izahay e!!!:-*
12. booboo ( 26/07/2005 09:51)
tsy azo, tsy araka, tsy mazava ny tian'i Cielbleu tenenina
13. choelah ( 26/07/2005 12:52)
ni tini tenenina angamba dé oué maninouna ni vehivavi bé fandeferana hotrany mamanay zaou tsy mba mamaly mihintsi izy na inona na inouna ataouni papanay za ndrai no té amali mdrrrrrrrr
14. fasaly ( 26/07/2005 13:13)
choelah de in njay ary lay hoe infection sy ilay tsy mampiteraka e! nivadika be le resaka nony injay zà namaly an'io.
15. choelah ( 26/07/2005 13:17)
ha dé izaou alou dé miteni fotsini fa tsi aikou izani mdrrrrrr
16. cleo ( 26/07/2005 19:09)
Satria izay no nitezana antsika sy ny culturentsika ka. Ny vehivavy dia voa definer n'ny hoe iza no vadiny fa tsy ny amin'ny maha izy azy.Ny role'ny vehivavy malagasy dia ny mikarakara tokatrano sy ny vady sy ny zanaka:(, ka na dia hitsakitsahan'ny lehilahy toy ny inona ary dia miaritra foana, satria inona moa ny fiainany raha tsy misy ny vadiny? Adinontsika fa isika vehivavy dia matanjaka ary tsy fanaka malemy araka ny fiantsoana antsika. Tsy efa tonga ve izao ny fotoana hijoroantsika sy angalantsika ny zoa izay nandavana antsika hatramin'izay? ka hoy aho hoe: mitsangana ry vehivavy fa tsy fanaka malemy ianao.:)
17. fasaly ( 26/07/2005 20:20)
cleo: hihihi saika tsy tapitsa, tena nahazo be an'ilay sizé ky njy a! izahay ato fanina miantso vonjy avy amin'i cielbleu,hoe: inona no tena tiany hambara??? izy tsy hita ko! tsy aleo ve valian'ny cleo amizay marina e!
18. sipagasy ( 26/07/2005 22:59)
cleo:

Satria izay no nitezana antsika sy ny culturentsika ka. Ny vehivavy dia voa definer n'ny hoe iza no vadiny fa tsy ny amin'ny maha izy azy.Ny role'ny vehivavy malagasy dia ny mikarakara tokatrano sy ny vady sy ny zanaka:(, ka na dia hitsakitsahan'ny lehilahy toy ny inona ary dia miaritra foana, satria inona moa ny fiainany raha tsy misy ny vadiny? Adinontsika fa isika vehivavy dia matanjaka ary tsy fanaka malemy araka ny fiantsoana antsika. Tsy efa tonga ve izao ny fotoana hijoroantsika sy angalantsika ny zoa izay nandavana antsika hatramin'izay? ka hoy aho hoe: mitsangana ry vehivavy fa tsy fanaka malemy ianao.:)




mmhhh misaotra akia annn IZANY AHAY KA MBA VEHIVAVY, dia mba manaraha ny dianay koa ny sasany e!!! fa tsy mbola miaritra trefla ao foana, aiza ve ka ny sasany ary de manome ny mot de passen'ny mail hono tsssss, za aloha tsy voavidin'ny lehilahy ambongadiny e! hihihi
19. fijo ( 27/07/2005 21:29)
naika mba hiresaka aho fa tena fanina ,ka aleoko misotro toaka,mba hanalana ilay fanina
20. sipagasy ( 28/07/2005 07:57)
mmhhh mr fijo handefasako vazom-bôna ve elà e!!! hihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3931