tsra ny sakafo

1. cielbleu ( 25/07/2005 18:08)
fantatro zany indrindra ny sakafo gasy, saingy ny legioma cru sy voankazo koa mahasalama zay izy mantsy tsy mba afaka ny vitamine sy calcium sa aona indrindra fa ho an'ny te hanao regime
répondu par fasaly le 26/07/2005 14:56
2. kally ( 25/07/2005 18:25)
Inona tsara ary izany tian'i cielbleu ho lazaina?
3. fasaly ( 25/07/2005 19:56)
hihihi!
azafady aloha fa tsy mananihany zà an! fa ny firesaka sy ny fipetraky ny sujet i cielbleu sy zefalh mitovitovy; sarotra be y mahazo azy!!!
4. bichette ( 26/07/2005 06:18)
fasaly > :D
ny tiany lazaina angamba dia hoe tsara ny sakafo gasy.(point) ny legioma cru sy voankazo mahasalama ihany koa satria tsy afaka ny vitamine sy calcium amin'izay indrindra fa ho an'ny te hanao regime
5. fasaly ( 26/07/2005 07:26)
hay ve e!
merci bichette! merci cielbleu!
ka omeo aza le re7 legioma cru sy fruit e!
6. sipagasy ( 26/07/2005 08:55)
eny wannn miandry e!!!
7. mandrindra ( 26/07/2005 09:30)
fasaly, ka efa hoe légume cru ko, voasy dia hano :D
8. booboo ( 26/07/2005 09:57)
sasao ihany klou kah
9. johns ( 26/07/2005 13:05)
Ary maninona raha mba asiana sakafo party kely eh. dia mikaly fotsiny no atao, fa tsy asiana resaka be.
10. fasaly ( 26/07/2005 14:56)
mandrindra;: miam miam miam miam!
11. diamondra27 ( 27/10/2005 17:20)
salade de fruit nga mbla tsy nandramanareo?

sady frais no tsara, ze fruit tianareo mety daholo e
10 FRUITS ET LEGUMES nge no tokony hanintsika isanandro e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5195