olona mahery fofona

1. bichette ( 19/07/2005 15:24)
misy karazan'olona mahery fofona, àsa na inona no mahatonga an'izany, dia inona no asaina ataon'ireny olona ireny, ilay izy tsy hoe voatery hoe fofona tsemboka ary tsy fofona tsemboka fa ilay vatan'ilay olona mihintsy no mahery fofona.
ireny olona ireny ve mahafantatra fa ohatran'izany izy ireny
novalian'i Veloo ny 22/09/2005 20:16
2. fasaly ( 19/07/2005 15:29)
bichette:
hay ve toi maha remerquée anizany koa e!
ny ahy ndray rehefa mandeha amilay magasin afrikanina ireny tena misy fofona maimbo olombelona be mintsy an! tsy iray ihany fa isaky ny magasin hidirana, ka manontany tena koa zà hoe efa tena fofona raikitra ve sa inona fa mitvoy daholo anefa lay fofona an! tsy hoe mi kritik zà fa tena zava marina io lazaiko an!
3. bichette ( 19/07/2005 15:36)
fasaly > misy olona avy mandro izao dia afaka kelikely dia mivoaka ny fofony, tena fofon'ilay olona mihitsy fa tsy hoe maimbo helika na tahakan'izany. ny mainty hoditra ohtran'ny afrikanina marina tena maherihery fofona koa ka tsy hay na hygiene na inona
4. sonwin ( 19/07/2005 15:45)
natoraly ireny...inona no asainy atao ve?be de be fa miankina amin'ny toe-tsain'ilay olona sy ny fomba fiainany
5. ftma ( 19/07/2005 15:48)
izaho ko nahamarika izany, efa nanontany an'ilay namako afikaina aho fa lazainy hoe misy mihosotra vovon-javatra hono ny sasany amin'ireny,indrindra rehefa mivavaka vao maraina iny dia tsy asorindry zareo, gaga mantsy ao fa io namako io tsy mamofona nefa misy mpiray tanindrasana aminy mamofona.
6. bichette ( 19/07/2005 15:48)
sonwin > dia inona ohatra ?
7. STONG ( 19/07/2005 15:55)
Misy koa hono ny sakafo hoanina no mahatonga ireny,ny ra mitsy no maloto.
Ka na mandro tahakan'ny inn aza tsy ho afaka zany.
Fa misy ndray ny sasany tsy misasa mitsy klou e!:oops:
8. fasaly ( 19/07/2005 17:10)
raha olona mihinana lay be foana koa hono de tsy hialampofona mintsy e!
9. fijo ( 19/07/2005 20:54)
aty ampita marina aloha io resaka fofon'olona io dia tena gravy e.ary tsy miafina le izy an;
10. majakely ( 20/07/2005 13:21)
Misy koa ilay gellules any amin'ny pharmacie ka manala ny fofona ratsy ilay izy !! eny fa na dia fofom-bava aza an !! Chlorophile gellules !! Ary tena efficace,fa tsy maintsy atao elaela ny traitement, ary tsy lafo akory ! ary ny olona rehetra aza tsy ratsy raha manao an'io traitement io ,eny fa na diatsy mafy fofona aza !!!!!
11. mira ( 20/07/2005 14:07)
zaho koa aloha tena miremarika an'zany fofona surtout lay maizina ireo, zaho moa tena tsy mahatanty fofona fa ra vao maheno anilay izy aho dia te hiôka be mintsy.
12. bichette ( 20/07/2005 14:22)
misy olona tena maimbo helika be indray dia isan'andro mihintsy nefa olona manambady zao, tsy tenenin'ny vadiny ve izy ireny sa ahoana ? sa efa zatra ny orona ?
13. isrine ( 20/07/2005 14:44)
bichette: hihihi...
@ ankapobeny anie ny lehilahy no mahery fofona.
14. bichette ( 20/07/2005 14:54)
isrine > ie, ny lhl tokoa no tena remarkéko otran'izany
15. fasaly ( 20/07/2005 15:09)
le maimbo helika ndray lay olona lava volonelika ireny no tena misy an'io fofona io, rasé aza ny helika mbola misy fofona ihany fa misy ireny produit eny amy grande surface ireny ho ann''ny helika tsy mahatsemboka azy de tsy misy fofona firy fa lay tena grave fofona be reny mila misasa elika 2 fois par jopurs
16. bichette ( 20/07/2005 15:56)
raha resaka fofonkelika indray dia kosehina amin'ny gan de toilet rhefa mandro fa tsy maimbo intsony izay vao asiaka produit fa raha sasana amin'ny rano fotsiny tsy afaka mihitsy ary raha asiana deodorant dia tena ^^^:^^:^^:^ fa maimbo foana
17. fijo ( 20/07/2005 21:53)
aiza indray no hoe ny lahy ihany no tena misy fofonale.ny sipa maintsy koa mahery fofona be ko.sady miaro le fofo trondro koa ka tena kay kay kay
18. bichette ( 21/07/2005 06:36)
fijo > :twisted: :°) =))=))=))=))=))
19. kally ( 21/07/2005 08:06)
Ny tena tsara tsy hampisy fofona ny helika dia tsy raser-na fa ongotana, dia misasa madio mazava ho azy, tsy mila mampiasa déodorant izany akory aza.
20. isrine ( 21/07/2005 14:33)
kally: de aza mampiasa déo enao ary e.
ijo: f'angaha nanarato atoandro ty enao no mahita fa maimbo trondro!
de ovao mihitsy koa zany ny savony fandroana e, gel douche anti-stress, fa manitra io satria misy ylang-ylang.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1377