Ampidiro aloha ny tenimiafina
olona mahery fofona
61. lilbon
(
06/08/2005 04:34)
le fofona io de mba nahatsikaritra aho !
fa ireny oll reny hono matanjaka be mintss!
de io mahery fofona io ko manaranaka
fa raha manambady oll mahery fofona ianao de mety hahery fofona kou ny zanakao
manaranaka io satria le cellule ao amy vatan'ny le oll
mintss no misy composant mampahery fofona an-dry zareo:):):):)

62. fasaly
(
06/08/2005 09:36)
libon:
mba tena kozy zany e! tsy lainga fa ny afrikan tena mahery fofona be mintsy, malgré ny parfum aza mbola eo ihany lay fofona e!
ndry mantsy angamba mbola tsy niditra ireny magasin afrikan ireny fa vao mitsofoka ao de maimbo olombelona be mintsy, ary tsy magasin iray ihany fa rehefa magasin afrikan itsofohana an!

64. diamondra27
(
11/08/2005 06:59)
refa mande ascenseur iny no tena ahenoana azy kou, tena tsy tanty , na maizina io na mazava
65. bichette
(
11/08/2005 07:25)
nen'ny afrikan kosa misy resaka voretra ihany koa e ! nareo ve naharemarké fa ry zareo je m'en foutiste be zay dia na maimbo helika be aza tsy rahahiny mihitsy fa akopakopany ny elany , oadray ny tanany dia midofaka ny fofona ... mifona tompoko
66. chipie1
(
11/08/2005 07:28)
misy aza mandalo efa ho 5 mn izy mbola heno ny fofony grrrr ... re mifona tompoko=))=))
67. fasaly
(
11/08/2005 12:39)
fijo a! tena mifona re a! tsy dodo zany mintsy kosa zà na mbola virja aza e!
68. Veloo
(
11/08/2005 18:47)
nareo reto lozanareo mifosa fotsiny kle :-D:{:-D:-D:-D:-D alazako any @ afr... nareo an :-D:-D:-D:-D
ny gonzo malany beurkkkkkk
ny gonzo malany beurkkkkkk
69. fijo
(
11/08/2005 20:54)
ary ny vavay koa ve hoatra an'izay?
fasaly,kay,noheveriko fa azafady aky an
fasaly,kay,noheveriko fa azafady aky an
70. vale
(
22/09/2005 20:08)
Tsotra aky ry Fasaly ny @ ilay maimbo tongotra à: raha misasa isan'andro sy misolo bà kiraro isan'andro izy ve tsary hitsôka ho azy ny fofona ?Rah'tsy izay 'ndray d mividy ireny produits manala fofon-tongotra ireny izy !bye!