olona mahery fofona
41. kally
(
25/07/2005 18:58)
Tsy fahalalam-pomba akia io amiko ry fasaly fa aiza ka ny sasany rehefa miala ao an-tranonao na ao amin'ny birao voatery vahana hidanadana daholo aloha ny trano ivoahan'ilay fofona:lol:.Ka mahalala fomba ve izany?
42. fasaly
(
26/07/2005 13:03)
bichette mbola tsy tapitra ny fofona de ahoana indray ny mahery fofona, fofombava na mauvaise haleine? raha olona misy haleine foana nefa miborosy nify, tsara nify tsara fa de misy fofona ihany ny mivoaka de ny mitsako silgoma hono no mety amireny mba mi rafraichir ny atimbava sy ny tenda rehetra iny fa ny fahamainana ao anaty vava tenda ao no mahatonga izany
43. majakely
(
26/07/2005 13:39)
Ary toa manitra b tsy misy fofona daholo ny olona eto an !!!!:wink::?:
44. bichette
(
26/07/2005 13:44)
fasaly > ie, resaka vavony no marary dia mamoka fofona dia mitsakotsaka menthe koa manaisotra ny fofombava, aona aloha lay fofotongotra teo e ? inn moa hono ny solution
45. isrine
(
26/07/2005 13:45)
ireny olona misy fofona miala avy any anaty vava ireny hono dia nopho ny taova iray izay tokony hikatona mandrakariva nefa noho ny tsy fetezanjavatra ao anatin'ilay olona dia misokatra io zavatra io ka izay no mahatonga ilay fofona ary tsy azo atao na inona na inona fa de @ izao fotsiny.
samy hafa anie ny olona mahery fofona (maimbo) sy ny mahery fofona (manitra). samy manao izay mahafaly2 ny fony ny olo à ranomanitra e. zany ve dia ho lazaina fa tsy fahalalmpomba.
samy hafa anie ny olona mahery fofona (maimbo) sy ny mahery fofona (manitra). samy manao izay mahafaly2 ny fony ny olo à ranomanitra e. zany ve dia ho lazaina fa tsy fahalalmpomba.
47. fasaly
(
26/07/2005 14:28)
bichette:
lay siligoma anie hono miteraka salive e! ka ny fahamandoana ao ambava mintsy no manafaka lay fofona fa lay fahamainana ao amy vava mintsy no mampisy ny haleine, hitan'i toi ilay efa maina vava be ireny de misy fotsifotsy ny sisiny kely roa ireny???
de le resaka solution amy tongotra indray ho an'ny tsembotongotra ka ireny no mahatonga ny fofona surotut mifono foana izy de lomana alamo ihany, na misy mivarotra amy farmacie na eny amy grande surface manafaka ny fatsemboantogontra.
de misolo ba tongotra matetika sy kiraro matetika ny tiko lazaina tsy ny kiraro hanaovanao isan'andro iny foana fa mba asiana manolo azy.

48. kally
(
26/07/2005 14:32)
Isrine> ny ranomanitra tsara aminao tsy ho voatery ho tsara amin'ny olon-drehetra ka tsy mahalala fomba ny olona iray rehefa manomboka manohintohina ny fiainan'ny hafa.Ny sasany avy dia mankarary an-doha mampihoaka mihitsy.Mitovy ihany ny maimbo sy manitra rehefa tafahoatra.
49. fasaly
(
26/07/2005 15:13)
ataovy amy antonony zany e! mba tsy hisian'ny olana eo amy fiaraha-monina....
51. fasaly
(
26/07/2005 16:15)
misy marina anie ka mankarary andoha be mintsy e! sady indraindray le ol tsy mahay mifidy fofona de tena.... mba tia manimanitra ihany aho fa ny trop kosa tena tsy lasa ka! sady lay manao manimanitra aie tsy voatery hampiasa parfum e! fa ny eau de toilette manitra fa maivana be ny fofony, na ny crème ahosotra fotsiny aza ohatra ny voile parfumer d'efa manitra ho anao sy ny vatanao ihany lay manitra fa tsy mampivonto orona, fa misy tena mipoaka be lay fofona de tena an!......
52. fijo
(
26/07/2005 21:02)
fasaly,za mahazo alamo avy any mada ka.
ny fofotongotra dia asio voasary makirana fa hoafaka io
ny fofotongotra dia asio voasary makirana fa hoafaka io
53. bichette
(
27/07/2005 06:41)
za koa manana alamo avy any dago, io no afarana rehefa misy tonga avy any dago sy vidina voalohany fona rhefa mandalo any. Ny ahy ataoko aminy tongotra koa mba tsy hamofona rehefa tsembooooka tongotsa
54. isrine
(
27/07/2005 14:00)
kally, fasaly: fa ny maimbo be tsy hitovy @ manitra be mihitsy na oviana, na dia atao hoe mampihoaka ny manodidina aza.
55. fasaly
(
27/07/2005 16:11)
irsine: zà anie tsy miteny anizany e! hoy zà hoe aleoko manitra toy izay maimbo fa ny midofaka be tsy zakako fa marary ny lohako, fa zà tia manitsa an!
56. kally
(
27/07/2005 16:38)
Samy mitovy akia ny vokany ry Isrine a! samy mankarary an-doha sy mampihoaka.Mampitsoaka matanjaka.
58. fasaly
(
27/07/2005 17:36)
fijo:
ok! marina izany ary zay no tsy ao antsaiko isaky ny misy mandeha! ka de ho vaondalana am manaraka zany.
ok! marina izany ary zay no tsy ao antsaiko isaky ny misy mandeha! ka de ho vaondalana am manaraka zany.
59. fijo
(
27/07/2005 20:28)
kally ,ngah nitsoaka matanjaka???
fasaly,za tsy tia mampiasa produit vazaha io,fa aleoko ihany ilay efa nahazatra ahy tany.
ohatra "omby lahy"io koa izoatena tsara.
fasaly,za tsy tia mampiasa produit vazaha io,fa aleoko ihany ilay efa nahazatra ahy tany.
ohatra "omby lahy"io koa izoatena tsara.
60. lilbon
(
06/08/2005 04:30)
fa tsy ny afrikann zany no mahery foffona fa diso zany an!
misy tena fotsy hoditra fa mahery fofona
:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
misy tena fotsy hoditra fa mahery fofona
:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil: