olona mahery fofona
21. kally
(
21/07/2005 17:49)
Izaho ry Isrine tsy mampiasa an'ireny izany, tena mba marina izany nefa avia eto akaikiko raha mahare fofona:wink:.Raha te-hampiasa ianareo mampiasà koa, olako angaha izany ?:-P
22. fasaly
(
21/07/2005 18:28)
izaho ndray tsy mahatanty manonotra zany na ambany na ambony fa raser-na ihany fa manimba ny nerf hono no mila ho safotra aho vao tsy ny atsasany ny vitany, fa raha ny tena efficace dia ny stick ho an'ny olona mora tsembokelika, de tsy maimbo mintsy fa 24h / 24h fras(che) foana enao. fa misy olona sensible be marina momba ny elika io ka mila mampiasa zavatra mintsy vao mety.
23. fijo
(
21/07/2005 21:49)
isrine an,ny ahy alamo no ataoko amin'ny helika,fa tsy mba misy fofona izany.
kally,hanongotra????? aoka letsy.
kally,hanongotra????? aoka letsy.
24. bichette
(
22/07/2005 06:33)
ilay deodorant bille ireny ? tianareo ve ? za tsy tia an'ireny mihitsy. MIsy wa ol entiny mandehandeha ilay deodorant bille ireny dia rehetra any amin misy azy any izy dia hosotrosorana nefa efa maimbomaimbo ny helika.tsy tafiditra any anatinilay deodorant ve ny fofona dia lasa maimbo ilay produit
26. isrine
(
22/07/2005 12:41)
aia re nareo zany e...
de ina zany ro tian'i bichette sy fasaly?
ny tiako tenenina @ io gel douche io anie dia zany hoe ny fofona à ankapobeny aloha dia tampina ho an'ireny olona lazaiana fa mahery fofona ireny, satria ny olona manodidina azy tsy handeha hamantatra foana hoe avy @ helika ve ilay fofona sa avy aiza...
fa raha olondehibe tsy manisy na déo na alamo @ helika izany ve dia ho azo iaraha-monina?
ka ny olona mampiasa ny déo bille anie de olona mitsitsy e, satria ireny maharitra, fa rehefa tsy te-ho mando2 de mampiasa miporitsika.

27. fasaly
(
22/07/2005 15:48)
fijo:
fa aiza njy no mahita alamo aty ? ireny koa eficace toy ilay stick ihany .

28. kally
(
22/07/2005 17:17)
isrine:
fa raha olondehibe tsy manisy na déo na alamo @ helika izany ve dia ho azo iaraha-monina?
ka ny olona mampiasa ny déo bille anie de olona mitsitsy e, satria ireny maharitra, fa rehefa tsy te-ho mando2 de mampiasa miporitsika.
Misy olona tsy misy fofona (ohatr'ahy):oops: tsy miankin-doha @ alamo sy déo fa misasa madio sy manosotra crème mba tsy ho maina ny hoditra dia samy vita.Ataon'izay zatra misy fofona ahoana moa no hino fa misy olona tsy mamofona?:-P
29. fasaly
(
22/07/2005 20:37)
bichette:
ary ny olona mahery fofona maimbo tongotra ahoana?????:}:}:}

30. isrine
(
24/07/2005 08:37)
inona no mahagaga @ olona mahery fofona raha hoe maimbo ny tongony.
inoako fa mba fantatr'ireny olona mahery fofona ireny fa sorena ny manodidina azy @ ny fofony ka tokony hiezaak izy ireny mba hanalefahana ny fofona, satria tsy fahaizana miara-monina à olona ny avela ho @ izao.
ary ho an'ny olona rehetra, na maimbo na tsy maimbo tongotra dia tsy tokony haseho ny lohatongotra na lahy na vavy, rehefa anaty olona.

31. britney
(
24/07/2005 10:44)
irisne :
ka na olona mifonobe izao aza anie ny tongony rehefa ho maimbo tongotra de midohàka ety ivelany foana e!

32. kally
(
25/07/2005 05:50)
isrine:
...
ary ho an'ny olona rehetra, na maimbo na tsy maimbo tongotra dia tsy tokony haseho ny lohatongotra na lahy na vavy, rehefa anaty olona.
:?::?::?: Izany tsy ho faty ny mpivaro-kapa?
33. fasaly
(
25/07/2005 09:53)
oay marina fa maninona no tsy aseho ny lohatongotra rehefa eny imason'ny olona?????
34. ari.malala
(
25/07/2005 10:37)
isrine:
ary ho an'ny olona rehetra, na maimbo na tsy maimbo tongotra dia tsy tokony haseho ny lohatongotra na lahy na vavy, rehefa anaty olona.
euh, ka raha ohatranay zatra kapakapa itony zany d aôna? sa hividy mules fona v?
le resaka deo alo zany amiok tsy dia ilaina ê! misasa sy mandro madio tsara fts d ampy amiko!
35. Samoana
(
25/07/2005 12:02)
Misy oul tsy misasa akory tonga de manao deodorà na ranomanitra, vao maika giravy be ny fofona fa mampihoaka sy mampitsoaka ary mampivonto orona mihintsy !!!
36. fasaly
(
25/07/2005 13:49)
ilay mahatonga ny fiteny hoe: ny ranomanitra mipoaka ny fofonelika midoaka ve.?......
37. fasaly
(
25/07/2005 13:51)
izaho indray alony mahay misasa madio koa fa tiko lay mampiasa zavatra manimanitra e! ary lasa fahazarana de tsy mety tsony. fatsy hoe ny fampiasàko ireny hoe maimbo any ho any .
38. isrine
(
25/07/2005 13:56)
fasaly: hihihihi.........
samoana: ny mahatonga ireny olona maimbo be ary mankandoa ireny dia izao: ranomanitra no ataony @ helika . ka na madio sy mandro aza izy fa io no ataony fa tsy déo dia maimbo sy mankandoa ary tena tsy laitra mihitsy e.
efa ela izay no fantatro ary tena nanontaniana ilay olona hoe inona no ampiasainy dia nolazainy ilay izy. zany hoe tsy fahalalana no antony.

39. kally
(
25/07/2005 14:54)
Na dia tsy mahalala ve dia angaha mitampin'orona no tsy mba hahatsapa hoe misy fofona izany na tsy misy? Mbô hafa koa izay kah!
Fa ny ranomanitra kosa amiko tokony natao ho anao izay manao irery fa ny an'ny sasany anie dia manoatra noho ny mamaritra "territoire" e! izy efa lasa ny ranomanitra mbola midofaka ihany, tsy zaka sady toa tsy mahalala fomba kah.Ny olon-drehetra tsy zary hahazaka ny ranomanitrao daholo.

40. fasaly
(
25/07/2005 18:46)
hihihi! tsy hoe tsy mahalalafomba ny mamela trace na ranomanitra amzay handalovana, tsy misy hidirany io fa izy mintsy no tia an'ilay midofaka be ireny, afaka misafidy ny discret izy, zà kou aloha tsa tia an'ireny manitra be ireny e! mankarary andoha kanefa tiko ny ranomanitra raha mahari-pofona indrindra amy ankanjoko ihany.