ho zaka sa tsy ho zaka?
1. rvoulah
(
20/07/2005 10:35)
mba te hanontany ny hevitrareo aho hoe , raha nisy olona niaraka taminareo efa ela , amantaonany maro , di nisaraka ianareo amizao fotoana noho ny antony maro samihafa . ho zaka sa tsy ho zaka ?
novalian'i ari.malala ny 07/10/2005 14:05
3. sasa
(
20/07/2005 10:38)
ka tsy maintsy zakaina kou, afaka ny haninona ary, sady efa betsaka ny nandalo tamzany nefa mbola mijoro ihany, noho izany aza manary toky fa mbola hahita izay anjaranao foana enao, mahaiza mampionon-tena fa tsy enao no voalohany ary tsy ho enao kou no ho farany fa efa betsaka ny tratran'izany ary mbola betsaka ny ho tratrany, en fait kou c'est pas la fin du monde wa, aza hivakiana loha rehefa tsy enao no diso
4. rvoulah
(
20/07/2005 10:41)
sasa< misaotra amy hevitra
tsy izaho no manana io cas io ka :roll: fa mba tiko ho fantatra fotsiny ny hevitry ny tsirairay.
tsy izaho no manana io cas io ka :roll: fa mba tiko ho fantatra fotsiny ny hevitry ny tsirairay.
5. serpent
(
20/07/2005 11:08)
Matoa misaraka de tsy anjara, tsy maintsy zakaina nama zany,fa hanaonao foana eo ndray ve?
Raha vao miondrika @ zany kou tonga de simba be an!
Atao ao an-tsaina ny hoe "Mandresy mandrakariva"
Sur e!
Raha vao miondrika @ zany kou tonga de simba be an!
Atao ao an-tsaina ny hoe "Mandresy mandrakariva"
Sur e!
6. moon
(
20/07/2005 11:56)
Marina fa tena mafy izany nefa tokony ho fantarina tsara hoe iza no tena diso, inona moa no itenenana hoe vita tanteraka ? tsy firahirahina ve sa tsy fifandraisana (ex an-tel). Aza manary toky D. ny voalohany e!
Misy aza efa nisaraka ela nefa ireny mbola miaraka ihany.
Sady marina ilay hoe raha lasa izy, mety tsy ho anjaranao. Any anefa misy ny tena anjara e! Mahereza:-D
Misy aza efa nisaraka ela nefa ireny mbola miaraka ihany.
Sady marina ilay hoe raha lasa izy, mety tsy ho anjaranao. Any anefa misy ny tena anjara e! Mahereza:-D
7. radriana
(
20/07/2005 12:46)
Ilay izy aloha tena mafy na dia samy tsy tia intsony aza @ ilay fahazarana madinidinika @ fahitana azy isan'andro sy fomba fanaony sns nefa azo zakaina tsara ary surtout azo soloina tsara.
8. kally
(
20/07/2005 13:36)
Zaka foana rehefa midona, matoa tsy tanteraka tsy mahasoa, zara aza nisaraka dieny mialoha fa tsy hoe efa zaza roa vao hoe andao hisaraka.
10. cocorie
(
20/07/2005 14:43)
Raha tena tiana ny olona iray dia tsy miandry inona any aminao ianao fa miomana foana ny @ \'zany, mety haratra; fa fitiavana izany, donne la liberté à celui que tu aimes
13. sasa
(
21/07/2005 04:32)
rvoulah nin nin mitranga lesy am fiainana d zakaina foana, sady ny fiainana anie tsy ho mamy foana fa tsy maintsy misy ny mangidy e
14. fijo
(
21/07/2005 04:42)
fa aleo manganan ka.
ary ndroky ary kia vola narian'iha tany ndraika ro dia lasa tsa hita koa
ary ndroky ary kia vola narian'iha tany ndraika ro dia lasa tsa hita koa
15. ari.malala
(
21/07/2005 06:09)
fa firy tonnes nolanjany sa firy grammes d we zaka sa tsy zaka ê! :-D vazivazy izany fa marary aloha, marary fa na zany aza c pas la fin du monde ê! ny fotoana koa manamboatra ny rehetra fa rehefa mandeha ny andro sy ny volana adino wazy ilay ratra teo, ary mety hisaotra an'ANdriamanitra indray aza ianao we nataony tafasaraka t@ iny olona iny... Mahereza ê! :)
16. cocorie
(
21/07/2005 07:25)
:oops: ho zakaiko(2) ny anjara omenao ahy satria Ianao no Raiko sady Tompon'ny Fanahy.^:^ zay zany ry rvoulah
17. rvoulah
(
21/07/2005 08:03)
cocorie a! tsy cas ko anie ilay izy e, fa mba tiko ho fantatra hoy aho ny hevitry ny mpiserasera eto.
19. vaovao
(
21/07/2005 09:36)
Raha tsy mbola nisy nifamatorana ara-panjakana sy teo anatrehan'Andriamanitra d tanala very sampy e! ny manova no mety, aza kivy!! D raha efa nisy ndray d atao an-tsaina le hoe ny zanaka no tsy azo soloina fa ny vady azo soloina, hoy ny Ntaolo!!revena manja zay mitranga d tsy miseho ho kivy zany fa manjary midingin-drambo ny mpanenjika!! aza kivy e!!