ho zaka sa tsy ho zaka?
61. ari.malala
(
04/08/2005 05:58)
veloo nga tsy mba mpanao vakans tany ambanivolo fahiny d tsy mahalala bao? iuo efa nazavain'i fijo io ky â!
vaovao, asa wa in le zakaina lesy fa d nivadibadika b le resaka! :) asa loatra re firy taonina izy izao no hoe zaka sa tsy zaka! nievinevina daolo izay ze zaka rehetra! :-D:-D:-D
vaovao, asa wa in le zakaina lesy fa d nivadibadika b le resaka! :) asa loatra re firy taonina izy izao no hoe zaka sa tsy zaka! nievinevina daolo izay ze zaka rehetra! :-D:-D:-D
63. Papoose
(
08/09/2005 05:20)
fa le hoe "zak a dit" v zany resaka zany e!!!
Any zay ra Zakatiana marina!!! sniff!!
Any zay ra Zakatiana marina!!! sniff!!
68. ari.malala
(
20/09/2005 07:28)
antsoy ny anarany aky fa refa ela v tsy ho tonga eo ihany izy ry papoose â!
70. Papoose
(
21/09/2005 00:11)
ari.malala:
antsoy ny anarany aky fa refa ela v tsy ho tonga eo ihany izy ry papoose â!
marina mihitsy akia zany on !! izy tary efa niteny hoe ho avy any aminay hono koa!!
71. deghany
(
21/09/2005 11:33)
rvoulah:
mba te hanontany ny hevitrareo aho hoe , raha nisy olona niaraka taminareo efa ela , amantaonany maro , di nisaraka ianareo amizao fotoana noho ny antony maro samihafa . ho zaka sa tsy ho zaka ?
zaka!! tsisy afats'zay kou!! zaka!!
72. Papoose
(
21/09/2005 19:05)
deghany:
rvoulah:
mba te hanontany ny hevitrareo aho hoe , raha nisy olona niaraka taminareo efa ela , amantaonany maro , di nisaraka ianareo amizao fotoana noho ny antony maro samihafa . ho zaka sa tsy ho zaka ?
zaka!! tsisy afats'zay kou!! zaka!!
ka rha deghany kosa aloha norma raha tokony hahazaka e!! manjary lasa dehany malozotra mantsy raha tsy mahazaka koa!!:-D