ho zaka sa tsy ho zaka?

41. vaovao ( 27/07/2005 09:17)
ho hitako eo e!za nge efa miandry le tarainan'ari.malala fotsiny e! tonga d lasa zao tsy misy indra fo O.K jusqu'à la tsy haiko!!!:lol::lol:
42. scorpion ( 27/07/2005 10:47)
asio amin'izay zany
43. fijo ( 27/07/2005 19:39)
vaovao hi hi hi maka rezega ihany alofa fa sao ela ny fiandrasana an
44. ari.malala ( 28/07/2005 06:08)
vaovao â! hitaraina haninona any amiao moa za ê! :) dia malahelo ah milaza aminao, tu devras attendre jusqu'à l'eternite zany fa za efa nilaza fa sambatra manana an'io virja ko io!!! d izy koa torak'izany, sambatra manana ahy,donc tsy hifankaleo zany zahay. asanao nefa raha hanana courage ianao hiandry fa tena manome torohevitra izahay 2 ndana mitady hafa re dieny mbola misy ny fotoana ê! :) zany an! d mahità soa ê! :) avy aminay 2 io tsodrano io an!:)
45. vaovao ( 28/07/2005 09:23)
hainao moa ry ari.malala le hiran'i Jhonny H hoe j'attendrai à fin d'etre dans ta vie le dernier, tanako ranga io a!OK an!!laingako zany e! rhf ef mafy orina ny nenareo d tsoadrano e!ho arahinjazalahy sy zazavavy mba ho ahy aoriana!!:cry:
46. ari.malala ( 28/07/2005 11:49)
vaovao.... tena voadona b za! :cry:tena hira farak'izay tiako io hira io!!!:cry::-*:-*na zany aza misaotra @le tsodrano e!:-*:-*
47. mozart ( 28/07/2005 17:33)
zany hoe ny vehivavy no tena tsy mahazaka aloha e! fa ny kôfa entin'ilay toe-tsaina bebe mokony de tia mankahery tena " za ve no tsy efa tany :-*"! zay matetika no mivoaka ny vavandry lerony!:?:
zany hoe raha ny fahitako azy aloha de matoa nisaraka nisy zavatra tsy nampifanaraka tao de tsy vita intsony! ka tsy aleo ve hilamina e! samy mamorona film hafa ndray anie zany eeeee!!!
48. fijo ( 28/07/2005 20:46)
de izay hono ry vaovao an;ao letsy bebe an
49. vaovao ( 29/07/2005 04:04)
misaotra aky ari.malala nahay nankasitraka an! d ny ahy ny mba hafatro d mahaiza mifankatia e! d le asarotampiaro lets fijo aza atao b loatra a!sao hanafenana toetra anie reny ndraindray e!fa mino aho fa tsy amnareo zany e!:cry:
50. ari.malala ( 29/07/2005 05:32)
vaovao, :) in ary no mampitomany anao? :) aza mitomany fa marary eo an! :-*:-*
51. vaovao ( 29/07/2005 09:08)
ranomasonkafaliana io k! sao ko mba misy sipa tara amiko tampoka any mahita ny ranomasoko ko!!!:-D
52. Herytae ( 29/07/2005 10:09)
zakan'ny oul ve tsy zakanao e!
53. ari.malala ( 29/07/2005 11:17)
:-D:-D mampime ana koa vaovao!
54. vaovao ( 30/07/2005 04:04)
:-D:-D
55. fijo ( 01/08/2005 21:32)
tsiky ihany vaovao an.
izay mihintsy rahery a.miara mizaka ao daholo e
56. Veloo ( 02/08/2005 19:52)
Ka ho zakaina @ gony angaha izy io?:-D:-D:-D:-D
57. ari.malala ( 03/08/2005 05:35)
zakaina @ bao aky â! :-D
58. vaovao ( 03/08/2005 09:34)
inn dhl zao zakaina zao e!tsy azoko tsony no niafarany marina an!
59. Veloo ( 03/08/2005 16:14)
ari.malala zakaina @ bao ? inn zany ? :-D:-D:-D
60. fijo ( 03/08/2005 19:57)
veloo ve tsy mahalala bao?,,,,
karazana hazo filanjana zavatra ny bao.ary tena matanjaka be izy io,na dia malemy be aza ny ao anatiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2099