ho zaka sa tsy ho zaka?

21. fijo ( 21/07/2005 20:58)
soloy marina fa efa tonta iny ve aninona e
22. sasa ( 22/07/2005 04:40)
mety koa raha hoe ny tonta ihany no avadibadika kan
23. fijo ( 22/07/2005 04:42)
ie avela ery anjorony ery,dia alaina indray rehefa misy hilavana azy ka
24. ari.malala ( 22/07/2005 05:42)
ary raha afa godraka b tsisy ilaivana anazy tsony fa efa tonta loatra d aôna?
25. ravatorano ( 22/07/2005 07:44)
zaka sirakà :-P:-P:-P
za izany eh matoana nisarahana defa zaka izay fandehany eo;-)
26. vaovao ( 22/07/2005 09:00)
:lol::?:avadibadiho ao re fa tsy meints met mis ts gaudraka iany ao e!ra te hiverna an!!
27. sasa ( 22/07/2005 10:14)
ravatorano:-D:-D
28. Herytae ( 22/07/2005 10:17)
aleo maka vaovao rangah a! 8O
29. ari.malala ( 22/07/2005 11:53)
Herytae???? Halainao i vaovao????! mampatahotra ana enao sao hivadika taranja kle!
30. booboo ( 22/07/2005 12:04)
hihihihihi
31. vaovao ( 23/07/2005 04:08)
enao ry ari.malala an! ol vaovao no alainy fa tsy za, za aka anao !!!:-D:-D rhf leo nareo sy fijo!!!:-D:-D
32. sonwin ( 23/07/2005 13:08)
falifaly vaovao fa hisy haka klé
33. ninou ( 24/07/2005 08:19)
(l)sarotra ny hiteny hoe zakana tsy zaka fa rehefa tonga eo dia ianao no tsymaintsy mandanjalanja ny tokony hataona , ohatra omeko anao izaho manambady fa tsy miteraka izahay efa ho 14 taona ny mariage nay olana eo amin' ny fianakaviana indrindra ny havambady ,vitan' ireo rafozana no niteny atao inona lehilahy roa ao antrano mafy tokoa fa rehefa mifankatia sy mafy loha ianao mandeha ho azy izao rehetra izao ,iray no lasa folo mitady toerana na hoe tsy afaka mitia indroa aza hoy ny fiteny afenina na maharary aza azonao ve ny tiako ho lazaina
izahay voatery nandeha nifindra monina aty antany lavitra aty izahay noho io olana io
mahereza aza kivy é
:*
34. scorpion ( 24/07/2005 08:24)
aza kivy fa mahereza e
35. mozart ( 24/07/2005 18:23)
efa tratry ny ohatr'izany ny aty fa tsy zaka aloha eo @ voalohany e! fa rehefa mandeha eny ny fotoana: adino ihany iny, fa zany hoeny tena mangidy dia ny mahita azy miaraka @kôfa hafa e!
36. fasaly ( 24/07/2005 18:31)
ié! izà koa otran'izay an'i mozart izay mintsy norme be mintsy ka!
37. scorpion ( 24/07/2005 18:32)
owe iny zao atan'ilay kofa iny sahala amin'ny nanaovako azy ve? hihihi
38. ari.malala ( 25/07/2005 09:47)
:-Dmijery fahavoazana v? :-D

vaovao, zay sy fijo tsy leo ka, aleo enao halain'i Herytae ihany! :-D:-D d ze ifanarahaareo ao! :-D:-D:-D
39. fijo ( 25/07/2005 21:59)
hi hi hi vaovao an izahay tsy mety leo ka.mahereza miandry eo ary e.
40. scorpion ( 27/07/2005 06:26)
eo ary e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7873