Vaovao farany
1. ari.malala
(
19/07/2005 11:27)
Nikasa hametraka motion de censure ny députée TIM, ka nanaiky hametra-pialana ny Filohan'ny assemblée Nationale, fa saingy navoakany aby ny secret n'izy mianakavy ao, ary tsy mahagaga raha mahantra ny firenena satria ny carburant izay 1.900.000F isam-bolana ho an'ny député tsirairay dia niakatra ho 2.900.000F isam-bolana ankehitriny, ny indemnité de session izay 15.000F par jour taloha dia niakatra ho 75.000F par jour ankehitriny, samy mahita nefa isika ny fahabangana rehefa mivory ny députée.. Ny credit tél izay 400.000F dia niakatra ho 800.000F ankehitriny... Izany sy izany ny tombon-tsoa raisin'ireo "solom-bavam-bahoaka" tsirairay, dia ampitomboy ny isan'izy rehetra, dia hevero we vola ohatrinona isam-bolana no laniana ho azy irei fts, ny karamany koa niakatra fa tsy tadidiko na niakatra ohatrinona moa na ohatrinona...
novalian'i mandrindra ny 29/07/2005 08:24
3. haingo23
(
19/07/2005 12:33)
Alevao hipoaka e!
Izany anie no fahamarinana sy fahamasinana dradradradraina isan'andro e!
Izany anie no fahamarinana sy fahamasinana dradradradraina isan'andro e!
4. eh
(
19/07/2005 13:19)
marina izany ê! lasa anazy ireo jiaby ny sôsy rehetra !mahantra mihintsy isika tena mampalahelo ny vahoaka !tena inona fa ny toe tsaina nananan'ireo teo aloha ihany no miverina ê! tsy mitsinjo mihintsy! ny tenany ihany fôna!!!
5. notron
(
19/07/2005 13:38)
ari.malala>
Fanampin'izay dia 138 no isan'ny sombavam-bahoaka taloha fa efa 250 izy zao.
Taloha ny voiture 4x4 novidiana fa izao toa nomena fotsiny kou!
Iza no hanao "directeur de campagne" fa hilatsa i notron @ fifidianana manaraka eo ^:^

6. tranokely
(
19/07/2005 14:12)
za koa mba hanao deputé raha mba mahita lalana nareo ilazao aho fa toa vola atoraka alika fotsiny izy izany
7. fijo
(
20/07/2005 04:48)
raha le resaka lasantsy sy indemnite isanandro aloha raha toa ka hoe homena izay tonga dia tsy olana satria miasa izy ary misolo ny vahoaka.
tadidio fa ny lasantsy mandeha mahajanga fotsiny tsy dia efa 2000 000fmg.izany hoe tsy misy dikany io voalaza io.aza avy dia mitsara be fa jereo koa ny ataony.tsy deputé ny raiko(efa maty)fa mba misy toerana homena azy koa ny olona toa ireny.
ny tsy ekeko dia ilay hoe izy tsy tonga nefa homena ireo rehetra ireo.sy ilay fiara4x4.
aty aza tsy mahazo ireny ny solombava mbahoaka

8. ravatorano
(
20/07/2005 05:33)
za kosa aloha d mahita fa diso miompampana loatra ny vola sy ny tambiny azon ireo solombavambahoaka ireo raha ny asa ataony avy no jerena.Solon ny vaoka izy nefa aiza akory tena misolo ny vaoka marina v ry zareo ? ? Jereo nefa fa lany amin ny fitokanana sy fivoriana fikaliana no bobaka amin ny asan dry zala&h.Firy ny lalana mba novolavolain ireo deputé ireo ? Firy ? na iray aza fa mandany izay aroson ny fanjakana foibe fotsiny ihany.
Tokony jerena hoe miasa marina koa v ireo d apoaka teo izay tsy mikandra fa tsy mety fa mandany volam bahoaka fotsiny.
Tokony jerena hoe miasa marina koa v ireo d apoaka teo izay tsy mikandra fa tsy mety fa mandany volam bahoaka fotsiny.
9. kally
(
20/07/2005 07:59)
Izay mihitsy ho'a Ravatorano, variana mirôzy @ 4x4 fotsiny, ary izany no tena hoe solombavambahoaka mihinana ny volan'ny vahoaka.
10. xxx
(
20/07/2005 12:13)
Aza de atao an'izany moa Kally ny deputé a,tsy misy dikany mihintsy ireo vola azony ireo raha ny fiainana @izao fotoana izao mahamenatra oul aza le izy raha misy mahalala we reo fotsiny no mba azon'ny Député ,notononiko manokana ny anaranao satria fantatro enao na de mbola tsitako aza
11. kally
(
20/07/2005 14:00)
Fiainan'iza no hanoharan'i xxx ny fiainan'ny députés? Mahamenatr'olona mihitsy ny vola laniny raha oharina @ asa vitany sy ny fihafian'ny vahoaka. Raha mba nanao ny asany ara-dalàna mba hafa kokoa fa dia isaky ny misy fivoriana izao dia bambangoana ny sezan'ny députés.
Ary aza kanosa moa ry xxx sa nanao ratsy no efa solon'anarana mbola miafina koa?
Ary aza kanosa moa ry xxx sa nanao ratsy no efa solon'anarana mbola miafina koa?
13. ravatorano
(
21/07/2005 06:12)
tsy mahamenatra izany ny vola azon ny deputé eh resaka b ny ambiny.Lazao ary hoe inn no asa tena mba vitan ireo tao tsimbazaza tao , na ny Loi de finances aza tsy sahiny nahitsiny akory satria efa baiko azo avy any ambony ,inona no mba lalana (loi) mba novaolavolain ireo nefa izany no asany tsangan olona omena karama ireo sa ry xxx mitovy asa amin izany ka mila tombony nefa ny vita tsihita akory.
Miala tsiny eh
ravatorano
Miala tsiny eh
ravatorano
14. ari.malala
(
21/07/2005 07:08)
raha atambatra anie ny vola rainsin'ireo députés ireo rey olona ka any hoany @ 9 à 10. 000 000F isam-bolana ê! nefa wa jereo tsara fts ny absentéisme refa tonga ny fivoriana!!! d mba aiza ho aiza an'izany ireo mpiasan'ny zone franche mahantra kely ireo?! nefa ireo députés ireo no tena loza koa raha hiady tombon-tsoa sy hilaza fa sahirana! tsy hitako we inona no asa ataony eo! raha tonga mamonjy fivoriana aza ny sasany dia mamaky gazety no ataony fa tsy miraharaha izay zava mitranga eo akory izy!! mandrangitra mintsy anie ê!!! any @ misy anay dia misy député mipetraka soa aman-tsara eo an-tanàna, lany teo @ faritra misy anay zany, fa ny lalana mankany @ tranony no vita milay b!!!!
15. kally
(
21/07/2005 08:03)
Izay mihitsy mantsy ho'a ry Ravatorano sy ry arimalala. Dia tsy mba manenjika an'ireto députés ny eritreriny fa migilabona ery mijery ny vahoaka mahantra. Tsy mamoaka na dia lalàna iray hahatsaratsara ny fiainana andavan'andron'ny vahoaka.
16. isambilokely
(
21/07/2005 17:32)
Aza manisa vola any am-pôsin'ny olona wa nareo.
Business is Business. Dia aza manaratsy députés fa milay ireo olona ireo.
Efa vita koa ny mission'i Lahiniriko dia niala izy fa tsy hoe te hametraka fialana.
Mbilo Iraika
:lol: Youpiiiiii
Business is Business. Dia aza manaratsy députés fa milay ireo olona ireo.
Efa vita koa ny mission'i Lahiniriko dia niala izy fa tsy hoe te hametraka fialana.
Mbilo Iraika
:lol: Youpiiiiii
17. kally
(
21/07/2005 17:54)
Tsy manaratsy izahay ry Isambikotra fa milaza ny zava-misy, ary isan'ny vahoaka izahay ka isan'ny mpandoa vola noho izany tsy ny vola any am-paosin'ny olona no isainay fa ny volanay notereny haloanay higalabonany (hetra sy ny ets)
18. ari.malala
(
22/07/2005 13:35)
f'hita wa ky ry kally! nahazo fafiny tany ndray le ray io d miseho miaroaro anzareo eo! nefa zareo deputes ndray anie no milaza tena fa mahantra e! manorisory!
19. notron
(
22/07/2005 14:51)
notron dia mitovy hevitra tanteraka @ kally @ la fampiasana xxx. Tsy eto ihany no ahitana an'io fa hatrany @ admin chat ihany koa.
Izaho aloha dia tsy mba tia mamaly an'ireny satria mitovy @ miresaka @ Anonyme ao @ chat ihany e!
Anaty fonosana fotsiny iny fa tsy izay akory no ady hevitra eto an!
Izaho aloha dia tsy mba tia mamaly an'ireny satria mitovy @ miresaka @ Anonyme ao @ chat ihany e!
Anaty fonosana fotsiny iny fa tsy izay akory no ady hevitra eto an!
20. fijo
(
27/07/2005 22:12)
raha jerena aloha ny deputé dia mitovy aby na ny any na ny aty e.samy mandray vola be nefa samy tsy mpamonjy fivoriana.
aty koa anie ireo,ka dia mandray izay teny latsaka fotsiny e.
ny indro kely fotsiny dia,aty izy tena miady hevitra amina vinavinan dalana iray.ary dia tena ady hevitra be,satria ny panohitra aty,mba somary misy ihany fa tsy toa ny any hoe vitsy kely.