Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Vaovao farany
21. Veloo
( 28/07/2005 18:57)
Kally, ari.malala =D=D=D=D marina ny anareo... Oul tsy matahotra an'Antra mihitsy mijery ny fahantran'ny vahoaka eo alohan'ny masony...
Hamaly
22. mandrindra
( 29/07/2005 08:24)
fijo, marina fa ady hevitra be no mitranga aty fa saingy fantatra mialoha fa wawawa fotsiny ny fifanankalozankevitra satraia ny maro anisa foana no mandresy. Demokrasia fĂ´pla io amiko.
Hamaly
1
2
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0753