ny tenintsika

1. xxx ( 12/07/2005 09:20)
Tokony mba atao teny malagasy ofisialy tsara ilay tononkalo zany e! ohatra hoe: de=dia zà=izaho
novalian'i kally ny 13/07/2005 10:08
2. ainaheri ( 12/07/2005 09:24)
Ekena fa rehefa maika zay dia tsy ao intsony fa tsy maintsy manafohy hihi
3. bichette ( 12/07/2005 09:24)
angaha misy manao abreviation koa ao am tononkalo 8O
4. pika ( 12/07/2005 09:25)
ny tononkalo sy ny tononkira amiko tsy dia olana loatra toy isika miteny sy miresaka io na ny vazaha aza manao izany fa ny manoratra no tena tokony hanajana ny fanoratana ny teny malagasy feno ary ara-dalana
5. mandrindra ( 12/07/2005 09:31)
xxx, tsy misy ireo litera ireo ny abidia malagasy koa nahoana ary no ireo nalainao ho solonanarana. Hatomboy any aloha ilay fanajana e.:D
6. ainaheri ( 12/07/2005 09:33)
azafady fa tsy nety ny famaliko azy hay mo any @
tononkalo lol, to tsy misy kosa any ko asa za tsy de mankany lotra
7. aristar ( 12/07/2005 10:12)
mandrindra>Marina mihintsy ny anao ary faly aho faho misy miteny hoe litera sy abidia eto faha tsy hoe alfabeta sy hoe izany noho tiako ka ahaona. Ilay takelaka manao dokam-barotra hoe 100 % gasy nefa ny ankamarony manoratra kle sy klou sy ny sisa sy izay tsy voa tanisako eto
8. kally ( 12/07/2005 13:48)
Mba tsy nisy niteny aza hoe ianareo dia io miteny gasy io ihany nefa tsy hitondra aiza ny teny gasinareo.
Asa na mba hitondra azy ho aiza ary ity tsy fahaizany manoratra sy miteny ny fitenin-dreniny ity.
9. ainaheri ( 13/07/2005 07:29)
kally> renin'iza lay izy:?::roll::@
10. kally ( 13/07/2005 10:08)
Renin'ilay tsy mahay miteny sy manoratra teny gasy koa renin'iza moa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1502