bevoka enao!

1. ari.malala ( 12/07/2005 11:52)
Narary ony zany ty rangahy anankiray, de nandeha tany @ dokotera de we mila manao analyse enao an, fa mitondrà pipi rahampitso maraina, le enao vao mifoha tsy mbola nisakafo tsy nisotro rano iny no ilaina. De ozizy le rangahy, pipi @ po v dokotera, ahoana rangahy ty no fomba hilanjako pô mankaty @ biraonao, mba menatra ihany aho rangahy ty â! d ozy le dokotera, pipi kely atao @ tavoahangy kely anie zany rangahy ty ê! de zay zany le rangahy vao nanaiky we hay, eny ary ê! de veloma i dokotera! tonga tany an-trano zany d nanontany ny vadiny we nanahoana ny tany rangahy? de ozy lery, mila mitondra pipi @ tavohangy kely ony za rahampitso maraina ê! de hay... alina ny andro de natory @zay. Nony ampitso zany d nifoha, d nipipi le rangahy, d we ndao alo hanao kely fa tena te hanao b za zany ramatoa, de nanao kanjo nisy nandona tao am-baravarana de nikoropadropaka teo zareo d very ndray le pipi de we aôna no hatao... eo ramatoa enao no mipipi d iny no hoentiko any @ dokotera ka! de ozy le ramatoa, tsy ho fantatry dokotera v rangahy we ana io a! de we tsy fantany zany re io fa ao ataovy ê! sady maika ah fa b ol b zao any. De natao ity pipi d natao tanaty tavoahangy d nandeha rangahy nankany @ dokotera. Tonga ny anjarany d niditra d we ty le pipi dokotera! de we andraso eo ary fa hatao ny analyse, eo @ 15 min eo d fantatra ny valiny. Niandry ko niandry... tonga ny dokotera nilaza ny valiny... hafahafa ity aretinao ity rangahy... fa hafahafa ahoana dokotera? zany we rehefa natao ny analyse de hita fa bevohoka enao.....

zafady fa lavalava ê! :)

2. ravatorano ( 12/07/2005 12:20)
loza zany marina mafy iiiiii
3. dadabe ( 12/07/2005 12:21)
:cry::cry::cry:
4. ari.malala ( 12/07/2005 12:29)
:-D:-D:-D:-Dary toa mitomany dadabe?:-D:-D:-D sa mireitreritra anle harary b refa hiteraka?:-D:-D:-D:-D:-D
5. pissoa ( 12/07/2005 13:14)
:-w:-w:-w
6. jhouhlambout ( 12/07/2005 13:27)
7. sasa ( 13/07/2005 04:31)
:-D:-D:-D:-bevohoka elah dadabe
8. DotMG ( 13/07/2005 05:50)
Dia asiako tohiny fa variante anankiray :

Nisy masera hono izany tia ankizy be mihitsy dia narary izy indray andro dia torana teo am-baravarana. Dia tamin' io andro io koa hono nisy olona nametraka zazakely teo am-baravarana, ilay olona niteraka tsy manam-bady ireny dia apetrany eo am-baravaran-dry Masera ny zanany mba hotezain-dry masera.
Nony taitra hono i Masera dia nifanaraka ny masera hafa fa holazaina hoe zanak' ilay torana ilay zazakely fa samy kamo ry zareo hitaiza ity menavava tsy manan-tsiny.
"Io ny zanakao ry Masera", hoy ireo namany; "Nalatsakao teo io".
"Tena tsy azo antoka intsony ny karaoty raha izany", hoy hono ilay masera torana.
9. HeryLo ( 13/07/2005 06:17)
Sao dia misy mahatsapatena ho voatifitra aloha !!!=))=))=))=))=))=))=))
10. ari.malala ( 13/07/2005 06:44)
natao in karoty?
11. sasa ( 13/07/2005 07:43)
kaiiiiiiiiiiiile:-D:-D:-D:-D:-D any izany
12. Herytae ( 13/07/2005 12:57)
ari.malala a!> de tsy kôpy ndray ve njy? zany hoe karaoty no fampiasan-dry masera e! (solon'ilay zvtra ohatr'ilay vibro tary tadidin-jy?), nefa niteraka ihany izy.
13. sonwin ( 13/07/2005 20:13)
dray marina:°)
14. sasa ( 14/07/2005 04:32)
aza mba sanana ihany wa
15. sonwin ( 14/07/2005 05:53)
aza mba misanaka ihany wa:°)
16. ari.malala ( 14/07/2005 06:23)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
17. sasa ( 14/07/2005 10:09)
:roll::roll::roll:sonwin hafa indray iny klé
18. sonwin ( 14/07/2005 14:14)
mitombona foana io ka8)
19. sasa ( 15/07/2005 04:59)
:roll::roll::roll:
20. ari.malala ( 15/07/2005 12:31)
ko misy fitombenany koa moa v tsy hitombina ê! :) :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2268