Prince Monaco!!

1. ainaheri ( 11/07/2005 20:04)
Marina fa olombelona ny tena,tsy maintsy misy ny mahasolafaka.
Nokobokobonin'ny marina ary ity ranamana hany
ka nivoaka ihany ny nafenina!!Niaky izy ary efa
natsangany lay zaza,fa saingy tsy mahazo mandova
satroboninahitra,fa @ harena kosa manan'anjara izy!
novalian'i fasaly ny 14/07/2005 15:51
2. hery ( 11/07/2005 21:56)
Tsy nokobokobonin'ny marina ka hoe nivoaka ny nafenina kah :-)

- Tahaka ny bandy rehetra nahabevoka zanak'olona izy fa mety hoe tsy fantany.
- De taty aoriana dia niteny ilay joba hoe zanakao ange ilay zaza kely iny e.
- De nanaiky izy (fa tsy nandà ohatran'ny kofa sasany) hoe zanako io. Na dia prince afaka nandà aza izy.
- De izay.

INona no lesona amin'io?
Ny prince manana ny haja amam-boninahitra azy aza rehefa maditra dia mandray andraikitra... ka tsy mamely ireny kofa miala ireny rehefa mahabikina.
3. lo ( 12/07/2005 03:07)
Midera ny fahasahiany aloha za e, indrindra raha jerena ny toerana misy azy :)

4. ainaheri ( 12/07/2005 07:10)
Amiko naka risika izy satria tsy sahy nanda
intsony fa sûr aho tsy niteny izy raha tsy navoakan'
ilay sipa lay izy.Ary afaka naneho ny porofo
ny sarin'lery mitaiza an'lay zaza,izany eo ihany
fa tsy miafara @ test ADN iny raha nanda teo izy ary zay vao afabaraka ranamana!!
Marina fa pour plaisir lay izy fa mba aza atao
bevohoka re azafady raha tsy alainao vady,nefa
misy ko anie ny sipa sasany mitady ny tombotsoany.
5. vancleef ( 12/07/2005 07:51)
Tsy hoe tsy sahy nandaha izany izy satria roa volana tao aorinanin'ny nahaterahan'ilay zaza dia nanao reconnaissance de paternité devant notaire i ralibera. Ny rainy mbola velona dia tsy te hanao tabatab'izy faha noho izao izy noho manjaka dia noho lazainy.
Tsy hoe ditra aohatran'ny nolazain'i Hery faha efa lahy be 47 taona ve i ralibera dia hilalao-là fotsiny ao.
6. mandrindra ( 12/07/2005 08:24)
Nandray fitenenana tao amin'ny TF1 rangahy io omaly ary mbola nampianysous entendu hoe raha mbola misy hafa any ambadika any (izany hoe mety mbola misy izany any ho any) ka miseho mangataka ny zo ho zanaka di aho ataony ny fanadihadina. Izany no tena lehilahy mijoro.
marina fatsy afaka mandova ny satroboninahitra i raleks ankehitriny. Marihiko anefa fa azon'i bebera atao tsara ny manova ny lalampanorenan'ny principauté mba ahafahan'izay zanany rehetra mandray ny seza fiandrianana, ny any aoriana no hilaza izany.
7. pika ( 12/07/2005 09:23)
raha solafaka ka nahay nandray andraikitra sy tsy manda dia omena azy aloha ny derae
fa firifiry moa ny lehilahy na dia efa hita izao aza fa zanany aradalana ny mitsoaka adidy sy andraikitra e
ny manda aza efa tsy voahisa intsony ka mba raiso ny oh ry zalahy a
8. Tenio ( 12/07/2005 10:22)
Za indray mihevitra fa matoa tsy navoakany ho fantatr'olona ny fisian'ilay zaza hatrizay dia fitsinjovany ny tombotsoan'ilay zaza fa tsy hoe fitiavana hanao ankiafinafina akory. Izy moa araka ny fahalalako azy dia tsy mbola nandà ny maha rainy an'ilay zaza fa ny fanaovany izany ampahibemaso no tsy mbola nataony taloha.
9. fasaly ( 12/07/2005 11:25)
10. fasaly ( 12/07/2005 11:27)
amiko aloha de mendrika sy tena modely tokoa izy amy maha prince azy e! misimisia ny otran'izay fa ny sasany de tsy te hahalala ny zaza nafeniny mintsy toy ny roi Albert i belgique.
ni assume ny zavatra nataony izy de nanantateraka ny adidy tokony nataony de efa zava dehibe izay.
tretrika be i alexandre kely zany ko!
11. Todi ( 12/07/2005 13:11)
Izay ihany sisa no lovany zay no fiainana
12. welie ( 12/07/2005 14:22)
Tena sady noble de sang no noble de caractère raha io lehilahy io ka! Tena mitoraka salii anazy zà alou e! Ary maro ireo nieritreritra fa hihena ny popularité-ny sy ny fitiavan'ny vahoakany anazy... nefa ny mifanohitra amizay no niseho... Dia anio marina mou izany ilay andro lehibe ho an'ny Monégasques marina kay! :-)
13. ainaheri ( 12/07/2005 14:31)
Ary zao ary ee raha tsy namoaka an'iny ary ilay sipa
de aoana?
14. mandrindra ( 12/07/2005 14:45)
ahoana tokoa re e?
raha tsy navoakan'ilay sipa i leks kely dia tsy teraka izany, vokany: tsy nananjanaka i bebera :D
15. fasaly ( 12/07/2005 14:46)
de nataony niafina tany ny azy zany kou!
16. fasaly ( 12/07/2005 14:49)
mandrndra:
possible!nedala koa anie titia vehivavy ihany e!
k'inona moa ny olana lehilahy otran'ny rehetra ihany io!
17. Tenio ( 12/07/2005 15:41)
Dia possible koa ve hisy sipa gasy hitondra metisy vazaha kely avy any dia hoe ity koa zanak'i Albert? izy koa mantsy efa mba tonga taty ihany!!!!!!!!!!:lol:
18. ainaheri ( 12/07/2005 17:27)
Zao izao vao nande t@ vao2 teo fa misy sipa
anglisy zany koa hono niterahany .
19. fasaly ( 12/07/2005 17:42)
aie aie aie! de iza koa avy eo????misy raha la terre
20. pitchou ( 13/07/2005 13:45)
fa nahoana moa no tsaraina hoe solafaka izy e! sa ve satria mainty ny renin'i raleks d tsy mendrika an'i bebera? ahoana ary ity fandrosoana any aminareo ity!
fa ny fazahoako azy dia niaraka ela rizareo, ary mety nifanarahana ilay zaza, saingy araka ny voalaza tery ambony d tsy mety ny nilazana izany t@ ingahibe noho ingahibe tena mbola konserivatera be!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7319