hoy ny dostoro!

1. zefalah ( 11/07/2005 02:12)
hoy ny lalana hoe ze mangalatra dia gajaina.
ka mipetraka ny fantanina?
moa ve ry zalahy ao ambony ao tsy misy maita?
satria mantsy ry zalahy ao mihinana ny volam-bahoka
ka inona no antony mahatonga anay gajaina refa mangalatra,fa ry le maty refa mangalatra tsy gajaina?
novalian'i fijo ny 19/07/2005 21:34
2. lo ( 11/07/2005 04:56)
iza anefa no sahy hanenjika anjy zareo maventy? le mpanenjika koa omena d mety we mikimpy aveo koa, jereo nge le tratran'ny bianco hatramzao e, le tsonjo kely reny fa le tena atsantsa tsisy ao anaty lisitra. Asa rehefa mitsangana ny haute cour de justice rah mba hisy juge tena marina afaka hijery akaiky an'io toejavatra io
3. sheran555 ( 18/07/2005 12:45)
Salut,
Izao no zava-misy, misy tokoa ny lalàna mifehy ireny halatra ireny, raha vao maka, na mividy dia efa mangalatra izay. Izao anefa, tsy misy azo atao, ary tsy afaka manao na inona na inona ny polisy, zandary na ny fitsarana raha tsy misy olona mitsangana mitory sy mijoro vavolombelona. Dia izay fotsiny no mampisy an\'ireny olona tsy maty manota marobe ireny!
4. sheran555 ( 18/07/2005 12:53)

5. fijo ( 19/07/2005 21:34)
izay mihintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.102