ho an'i Besarety sy ny manodidina, henoy!!!!
1. tsilakely
(
12/07/2005 09:37)
salisali daôly! eto ndray ary any avy eny @ manodidina ana Besagam no manao tora-po sy mifampitady e!
novalian'i fijo ny 16/08/2005 20:36
6. manohisoa
(
12/07/2005 10:02)
tsilakey>dalle aiza ho aiza zany? toa betsaka ihany manko ny dalle ety manodidina ety.
10. tsilakely
(
12/07/2005 11:40)
ie le dalle anankiray io e! tsy hitanareo ve, lol
ilay dalle ilay feno mpivarotra charbon ny sisiny taloha fa tsy haiko zao, ilay eo ampitan'i Gregoire no miditra e!
ilay dalle ilay feno mpivarotra charbon ny sisiny taloha fa tsy haiko zao, ilay eo ampitan'i Gregoire no miditra e!
11. eh
(
12/07/2005 12:09)
any aminay zany ê! efa b automobile any zao fa tsy sarety intsony! fa efa hamboarina amin'izay ilay izy zao fa tsy haiko hoe rahoviana ê! fa mbola eo ampitadiavana vola angamba ny fitondrana! fa sarotra hafohy iny quartier iny ê!
14. tsilakely
(
12/07/2005 13:37)
eh>>>>> efa ela kosa iny toerana iny no hoe ho amboarina fa toa tsy mety vita mihitsy knou!!! toa mila arodana daôly hono ny trano eny raha tena amboarina iny lalana iny. Tsy efa t@ 92 zany resaka zany no nalaza? fa sarotra adino tokoa aloha lé toerana e
15. xxx
(
12/07/2005 13:45)
ny dadabe sy ny nenibe kou nipetraka teo akaikin'ny assurances Ramampandrison
16. tapitra
(
12/07/2005 13:58)
eo amin'ny Le Marocain hono no atao rond point ngezabe de mila azera io trano be io, fa asa raha misy mahalala ny tohiny.Lay pont aloha no tena manelingelina be mihintsy sady ela loatra no teo e
17. sonwin
(
12/07/2005 14:12)
fa misy sambos sy nem milay be koa eo amin poton-jior juste alohan garage davida io an!
19. booboo
(
12/07/2005 16:19)
ary efa nisy nihinana menakely teo @ marovavy ve ? ilay eo akaikin'ny marocain io mitsy ?
Tsilakely>aiza ho aiza ny dalle ?
Tsilakely>aiza ho aiza ny dalle ?
20. dadabe
(
12/07/2005 16:22)
ary zay zah vao namaky kay any @ tanana ity
tsilakely zah lesy tsy teny besarety fa ety mangasoavina a,hitan'ialahy ve ao @ noely be sy ry bobosy e le misy tomobilina maromaro io less a,eo akaikin'ny fiangonana katolika hihi de ahona klou e inn nop paika
tsilakely zah lesy tsy teny besarety fa ety mangasoavina a,hitan'ialahy ve ao @ noely be sy ry bobosy e le misy tomobilina maromaro io less a,eo akaikin'ny fiangonana katolika hihi de ahona klou e inn nop paika
