ho an'i Besarety sy ny manodidina, henoy!!!!
81. ari.malala
(
27/07/2005 05:56)
ko we ora-nidona ko! nga tsy orana nidona sa ora heure no tenenina? :-D:-P
82. scorpion
(
27/07/2005 10:48)
mety hisy mpanendaka ra-alina eny besarety, mailo ihany izay mandalo eny. Efa nampandre za zay sao hisy hitomany
83. fijo
(
27/07/2005 19:40)
malala,hay tokoa moa .hi hi i milay indray iny an.
scorpion,aty koa letia be mpanendaka an.indrindra izao été izao
scorpion,aty koa letia be mpanendaka an.indrindra izao été izao
86. barbie
(
11/08/2005 12:45)
mba saika anontany an'i dadaba sy tsilakely zay milaza fa mahafantatra an'i noely be sy bobosy ny tenako .Ary tsilakely ndray an tena fantatrao mintsy i olivia sy Michael ka mba azoko fantarina ve ianao de valio satria olona fantatro daholo niresahanareo.Misaotra miandry
87. fasaly
(
11/08/2005 15:12)
ho anareo mponin'ny besarety, misy mahafantatra an'i lobo zany mpivarotra teny amy ara-malagasy, namana taloha koa ka tsy hita adresse tsony...
89. tsilakely
(
16/08/2005 13:49)
barbie:
mba saika anontany an'i dadaba sy tsilakely zay milaza fa mahafantatra an'i noely be sy bobosy ny tenako .Ary tsilakely ndray an tena fantatrao mintsy i olivia sy Michael ka mba azoko fantarina ve ianao de valio satria olona fantatro daholo niresahanareo.Misaotra miandry
Manahoana Barbie! fa iza klou Barbie e? namandry Olivia sy Mika ve? ZA fantatro tsara ry Olivia sy Mika ary ny dadany sy mamany. Za koa fanatry zareo tsara, dia mafantatra tsara ani dadanay sy mamanay koa zareo. Teny ankakindry Dominique zareo no nipetraka taloha. Zany hoe mpanofa tranon'ny bebe an'i Dominique zareo t@ tsy mbola vita ny trano nahoriny, fa zao zareo ohatry ny efa nifindra raha tsy diso ah. En fait za niala tany M/car talohan'ny nifindrany trano. Dia Noely be t@ zany nanana 305 menamena fa tsy haiko raha mbola any. Dia Michael manana namana hoe Slim raha tsy diso aho. Dia taoriann'ny nahafahany bac i Mika toa nianatra teny @ fianarana catholique tsy haiko zay (efa tsy tany tsony koa za). Marina sa diso? d mba omeo indice hoe iza aloha Barbie e.
