ho an'i Besarety sy ny manodidina, henoy!!!!

41. sonwin ( 14/07/2005 13:52)
very aiza elah e
42. fijo ( 14/07/2005 20:00)
ao besagam ve no very.
43. sonwin ( 14/07/2005 21:23)
latsaka anaty dalle angamba ny tongotra ilany
44. fijo ( 15/07/2005 04:49)
kay,tondraka indray ngah ny rano le
45. sasa ( 15/07/2005 05:07)
sonwin very am katesizy lety an,
46. mamzelkely ( 15/07/2005 09:39)
de aiza njay zany zao no manao katesizy ry sasa:^)
47. sasa ( 15/07/2005 10:15)
mamzelkely vao mitady hanaovana katesizy indray izao za io, le
48. sonwin ( 15/07/2005 14:00)
kozy ve le
49. mamzelkely ( 16/07/2005 07:52)
aty amnay lesy sasa misy fanaovana katesizy an!!:°)
50. sonwin ( 17/07/2005 19:09)
katesizy hafa kely ny any kou..efa arako:wink:
51. sasa ( 18/07/2005 05:08)
mamzelkely tsy hanao katesizy any amnjy za fa i sonwin efa manao any kou tsy mety intsony:D
52. fijo ( 18/07/2005 19:57)
mety foana na telo aza ka
53. sonwin ( 18/07/2005 19:59)
na efatra aza vao maika raitra
54. sasa ( 19/07/2005 05:06)
tsy mety izany lety an manjary reraka ny mpampianatra katesizy klé
55. sonwin ( 19/07/2005 09:40)
mifampianatra leity no tena atao any a
56. sasa ( 19/07/2005 10:34)
ka vao maika tsy mety elah ve no hampianatra an'ahy klé:lol::lol:
57. sonwin ( 19/07/2005 10:50)
hi hi hi fa elah nga mahay be le
58. fijo ( 19/07/2005 19:47)
mifampidera fahaizana indray izy mitsam le.
inona ary no atao hoe "lakolosin'ny roma" "mangahazon'ny paradisa" ary "ny sahan'ny getsemane"
rehefa hay ireo dia ampanenoy ny lakolosin'ny roma,ary amboleo ao antsahan'ny getsemane ny mangahazon'ny paradisa
59. sasa ( 20/07/2005 04:40)
fijo iza no tsy mahay an'ireo klé, elah aza virja mahay ve d zahay no tsy hahay.
frera ye za mahay be lesy an, avia aty elah raha ampenariko
60. sonwin ( 20/07/2005 08:20)
sasa :-D :-D aleo aloha ts hikoz fa mampiné be elah:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1113