ho an'i Besarety sy ny manodidina, henoy!!!!
62. fijo
(
20/07/2005 20:58)
kozio aloha ra son fa aza manaiky tapenambava izany an
sasa,dia mamboly mangahazo izany elah izao?
sasa,dia mamboly mangahazo izany elah izao?
63. sasa
(
21/07/2005 04:34)
fijo tsy mahazo mikozy lery wa tonda d tapa-tenda vao mikozy eo, efa namboly lesy za fa mbola tsy vokatra:-D:-D:-D:-D
65. sonwin
(
21/07/2005 14:05)
aza tapenam-bava ny madinika ra-sasa a,atsatoy tsara fotsiny ny an'elah de aza ahorirana hoy zoky zay he he he
66. mamzelkely
(
21/07/2005 15:52)
ka zao anie ry sasa e!!! any aminay no mianatra fa io frera io le mampianatra!!!:°):-D
68. sasa
(
22/07/2005 04:48)
fijo kaiiiiiiiiiile tsy lasa izany, tsatoan'i frerfa ny antsy any za klé, aleo mitady hafa
sonwin he he he
sonwin he he he
72. sasa
(
22/07/2005 10:18)
fijo tsy sahy za klé aoka izao ihany sady i mamzelkely io efa manamafy fa mitsy tsatoka sahaza ny rehetra any klé, ialao fa mamay be
73. chipie1
(
22/07/2005 12:08)
ary lasa resaka tsatoka le besarety sy ny manodidina klé !
hay mou i booboo teo avaradoha ? za teo ambonin'avaradoha zany
hay mou i booboo teo avaradoha ? za teo ambonin'avaradoha zany
