ho an'i Besarety sy ny manodidina, henoy!!!!
21. stephane197
(
12/07/2005 16:56)
Tsy besarety intsony iny fa be posiposy , be toobilla be polisy be olona be samosa be nem be lasopy be mpivarotra be jonbotry b inona ko?. Nde atao hoe bebe ny anarany. Inona no tsy bebe eny?
22. zandrikely
(
12/07/2005 18:12)
ary iza no mpihinana tongotr'omby tao @ fara , ilay zanany vavy indray no ao zao , milay io an
26. vaovao
(
13/07/2005 04:22)
za tsy d mpandeha any fa toa manopy faritra iva le toetran'ny mponina ao ko!!
27. sasa
(
13/07/2005 04:50)
mbo kozy raha misy hitako izany klé, sambos e, nem e, lasopy e, ary eo am le mpivarotra ramanonaka io angaha tsy hitan'i sonwin sy dadabe:miam::miam::miam:
30. tsilakely
(
13/07/2005 08:00)
booboo>>> eo akaikin'ny pompe refa midikiditra any. Le misy manao boule taloha fa zao tsy haiko fa za tsy any tsony...
dadabe>>> Ny be tômôbile hitako eny akain'ny Mangasoavina zao Davida ihany fa za tsy dia mpandende teny. Fa par contre, mafantatra olona mivavaka eny Mangasoavina. Tsy haiko raha fantatrao ry Michael sy Olivia, ny mamany mpampianatra dia ny dadany Noely be ilay ohatry ny vazaha iny dia mpitondra moto taloha. Arakarakao? toa teny Ampandrana Est zareo no nipetraka, ilay miditra eo ampitan'ny Chapelle.
Dia ilay ary Ambodimanga ve zany atao rond point be zany? teny ihany manko no nisy Marocain t@ zany fotoana. Eo ampitan'ny Pharmacie Ravelomanantsoa... Hitakitako koa mantsy teny satria za nianatra 2 taona tao @ lé fianarana ambonin'ny Doan Van Bien iny, ho an'izay mafantatra....

32. tsilakely
(
13/07/2005 09:36)
booboo>>> fa booboo zao any sa? d oviana no niala tany raha tsy any tsony?
ary taiza ho aiza no nipetraka?
ary taiza ho aiza no nipetraka?
33. Kintanakely
(
13/07/2005 10:01)
Hay ve ny avy aminay dôly nareo reo e! Zah ndray de nivarotra lasopy teo am sisin-dalana teo taloha. Eo am Ravolombava, le gangs afaka avy any Tsiafahy iny e! Lay matetika miseho vavolombelona am TV. Ranjokinay iny :)
35. booboo
(
13/07/2005 12:17)
tsilakely>tsy any intsony zà zao fa misy namako mipetraka eo akaikin'ny fanaovana boule teo mitsy.
36. tsilakely
(
13/07/2005 13:24)
booboo:
tsilakely>tsy any intsony zà zao fa misy namako mipetraka eo akaikin'ny fanaovana boule teo mitsy.
Taiza hoa iza teny ry booboo? iza no anarany? sure aho fa fantatro zany satria za tena teo akaiky kelin'ny pompe no nipetraka
37. yonikafopl
(
13/07/2005 15:52)
za njay efa nanana namana tao fa tsy nipetraka tao, hitanareo ny tranon'i Goth, de misy lalana kely mitsofoka eo, de misy mozika maneno foana ao am le trano ao fa manao repetiton isanandro tamzany, efa 10taona lasa zay kleeee, oopsss:(
De misy tranon'ny rafozan'ny zanjinay kou eo antsena eo, le trano eo am Devant ny tranompokonolona io.:roll:
De misy tranon'ny rafozan'ny zanjinay kou eo antsena eo, le trano eo am Devant ny tranompokonolona io.:roll:
40. sasa
(
14/07/2005 04:35)
yonika rafozan'i akamatiana ve akia? very aho marina raha izany no marina klé