maso maita,fo mangoraka

1. zefalah ( 11/07/2005 00:43)
maso maita,nefa fo tsy mangoraka ny gasy.
mampalaelo de tena mampalaelo tokoa ra maita gazety ndray ndray, Satria matetika no misy vaovao matsiravina sy manalabaraka ny firenena..resaka famonona zanaka sy fianakavina nohon'ny tsy fisiany enti-manana..moa ve ny mpitondra tsy mba menetra amireny vaovao reny? ary moa ve ny gasy angina sy amono ny taranany fotsiny? fa tsy mba hiteny?
aona ny atao mba ialana am'ty famonona zanaka ity nohony fahatrana? mahagaga


:roll:
répondu par fijo le 27/07/2005 22:14
2. kally ( 11/07/2005 15:12)
Ny ahy ny tena mampalahelo ahy indraindray dia mivandravandra eo am-panokafana pejy feno soratr'i zefalah mitsikera foana nefa dia diso tsipelina be daholo.Ka na ny hamaly ny fanontaniany aza mahamonamonaina indraindray kah!


3. fasaly ( 12/07/2005 20:43)
kally:::-D:-D:-D
4. fijo ( 13/07/2005 22:01)
valio ihany aky ry kally an
5. kally ( 14/07/2005 12:30)
F'hita ho'a lesy ry Fijo, mba saika hamaly aho fa zefalah maharendrena!
6. kally ( 14/07/2005 12:30)
F'hita ho'a lesy ry Fijo, mba saika hamaly aho fa zefalah maharendrena!
7. zefalah ( 14/07/2005 12:31)
kally>marina zany...tena tsisy mahadiso an'zany.
8. fasaly ( 14/07/2005 17:39)
^^^^^^^^
9. jentilisa ( 14/07/2005 18:10)
Izaho ve ohatra no adala dia ny fanjakana no enjehina? sao dia diso olona tsikeraina? Ny fahantrana rahateo miandoha @ toe-tsaina e!
10. fijo ( 20/07/2005 04:51)
jentilisa ,marina io voalazanao io.matetika dia tsy haintsika ny manavaka ny anjara andraikitry ny olona tsirairay sy ny fanjakana,hany ka lasa tsikera be fahatany ilay resaka.
11. ravatorano ( 20/07/2005 06:17)
ka izay tsy fahaizana manavaka ny andraikitra izay no matetika mahataraiky antsika eto.
12. fijo ( 20/07/2005 22:31)
ka le izy koa anie fanahiniana tsy nampianarina ny vahoaka e.amin'izay ny vahoaka tsy aharaka izay tiana atao.
13. ravatorano ( 21/07/2005 06:05)
izay ny fitondrana nifandimby teto amitsika tsy mahay mampianatra ny vahoaka tarihiny , tena tsy mahay mitariaka mantsy.
14. fijo ( 27/07/2005 22:14)
fanahiniana io.satria mora mahay ny gasy,ka atahorana raha mahay,sao tsy hanaiky be fahatany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0994