fenarana

1. zefalah ( 11/07/2005 02:17)
mba inona kay ny fomba amahana an'ty vaha-olona ty?
maro reo mpianatra ain'zefalah..efa navita izy reo..
nefa mataotra mody any madagascar?
inona ozy enao ny antony? mataotra sao tsy ahazo asa
ka inona ary ny vaha-olona mba anananareo amahana an'ty olona bevata ty?
fa tena tsy ita mihintsy zay atao!! mipetraka fenara efa vira..ody tsy aita asa...
novalian'i bozimanga ny 29/09/2005 14:01
2. mpanakiana ( 11/07/2005 06:04)
In ny blem anao @ zany milatsaha ianao prezida
d amidio ny antsasaky MDG,d be vola enao @ zay
afaka manao zay tianao atao !!
navita fenarana d hody an'in aty ampitombo isa ny mpangaropaosy sy mpitaingintamboho!!
3. jhouhlambout ( 11/07/2005 09:31)
Ny vaha-olana dia tsotra: forcer-na hiasa daholo ny olona rehetra, ary izay tsy miasa dia asaina mamboly ny tany...
4. ainaheri ( 11/07/2005 11:45)
En general tsika gasy koa anie kamo ee.
zavatra itako ity t@ iny faritra atsinana iny
fa zao ny ataony mamboly vary izy, d mamboly mangahazo kely, d akondro sy ny karazany de
refa tonga ny tsena d lasa maka manioc na akondro
amidiny d tsy miasa ndray aloha fa ampy nividianana
petrole,sira,siramamy sy ny tariny d otr'zay ny fiainany fa raha ataony tena we asany io tafavoaka izy,fa na ny hanova ny toetsainy @ zay aza mbola raha2 knou.
5. mandrindra ( 11/07/2005 13:38)
zefalah, valiko amin'ny fanontiana ny fanontanianao. Fa maninona no tsy maintsy miverina any Madagasikara?
Izay mipetraka ao Madagasikara ihany ve no atao hoe tia tanindrazana?
Ny malagasy rehetra monina ao Madagasikara ve tia tanindrazana daholo?
6. Ralay ( 11/07/2005 20:13)
Mrina ny voalazan'ny mandrindra fa tsy voatery hody daholo izay nahavita fianarana fa izay mahampety² ny fiainan'ny tsirairay ihany no mety e:lol:
7. fijo ( 11/07/2005 22:11)
za indray mihevitra fa tsy tokony hiandry homena asa izany izay avy aty,fa mba mihezaka ny hanorina izay vitany.
8. zefalah ( 12/07/2005 02:31)
mandrindra>> faliko @ fanotaniana ko ny fantaninao.
raovina enao vao mba ody any madagascar?sa d'efa amoro-ponenana any? anao toa Dr ratsimamanga,efa lany tsrony vao tonga any dago?
ho mandrak'izay ve ny fipetrahanao any hivelany any?
9. bichette ( 12/07/2005 07:18)
zefalah > enao zany miditra @ zavatra tsy tokony idiranao ka raha ao andafy no mahasambatra azy kokoa satria manana ny tadiaviny izy ? raha ingenieur nucleaire ny diploma ananana, aiza sy inn no mety hilana izany ao dago
10. HeryLo ( 12/07/2005 08:06)
Bichette > mba mamorona asa ho azy zafalah dia izy mahita raha mba lasa lavitra
11. mandrindra ( 12/07/2005 14:52)
zefalah, hiandry ny fotoana hodiko anagha i zefalah? inona no andrasan'i zefalah amiko rehefa mody aho?
12. xxx ( 12/07/2005 15:15)
=))=))=))=))
13. fijo ( 12/07/2005 21:05)
tsy azo hifampitsarana izany ,satria miankina aminjavatra maro ,ary koa miankina amin'ny sain'ny tsirairay.ny azo atao dia ny mandinika hoe,inona no azo atao hanampiana ny any ,raha aty ny tena.
14. mandrindra ( 18/07/2005 08:55)
fijo, tsy hoe mandinika fotsiny fa mandray anjara mihitsy na dia kely aza no vita. Fa tsy koa hoe rehefa manao zavatra dia hivazavaza eran'izao tontolo izao hoe izao no vitako.
15. fijo ( 18/07/2005 20:58)
izay koa izao efa hevitra tsara iray.
16. bozimanga ( 29/09/2005 14:01)
Mandrindra >mipetraha any an- dafy foana hianareo dia aza mody an- trano aty mada fa
fa ny raoplanina misy foana hitsenana ny fatinareo na tia tanindrazana aza hianareo tsisy preuve
manamboara koa fasana any fa tsy olana eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0853