hahahahaha
1. zefalah
(
11/07/2005 00:49)
ny sakafo tena ankaviziko dia ny ravitoto sy voanio
"coco" zany e!!
fa ty no loza!! akamarony vehivavy ao @ tanana dia tsy mahay mahandro aminy coco!! ka inona no antony tsy ahaizany sipa ao @ tanana mandoky @ coco?
sa enakisoa iany no loka tena tsara?:oops: mahagaga
"coco" zany e!!
fa ty no loza!! akamarony vehivavy ao @ tanana dia tsy mahay mahandro aminy coco!! ka inona no antony tsy ahaizany sipa ao @ tanana mandoky @ coco?
sa enakisoa iany no loka tena tsara?:oops: mahagaga
novalian'i booboo ny 22/07/2005 12:57
2. lo
(
11/07/2005 05:18)
betsaka kosa ny mahay e, fa zany we razoky no mety tsy sendra azy :)
sa aona ry zavavy isany ?
sa aona ry zavavy isany ?
3. mpanakiana
(
11/07/2005 06:07)
Mandraho ela fa in ny mahabevava an'la eo fa tsy
miandry vevavy fona.
miandry vevavy fona.
4. bichette
(
11/07/2005 06:52)
maro ny mahay an ! fa misy tokoa ny tsy mahay fa dia matsatso velona lay zavatra
6. soacool
(
13/07/2005 13:51)
marina mihitsy zany Mpanakiana, raha mahay de manaova fa raha kamo de ze eo hanina
9. isrine
(
21/07/2005 15:24)
ngaha gaga nareo raha misy vehivavy tsy mahay mahandro sakafo @ coco. ataonay avy any fianara akory ny hahandro @ coco, tsy fahita any aminay any zany.... za tsy mahay, fa tsy de mamapaninona akory ny sty mihinana sakafo misy coco. mihinana bonbon coco de ampy.