Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala
(
05/07/2005 11:16)
pazzapa3
Arahabaina indray ry mpiserasera isany! Ahoana ny fahitanareo ny ankizy mandray anjara @ pazzapa 3? Mbola vao step 1 aloha fa ianareo ve tsy mahita we ohatrany misy te hiseho télé sy mianatra ny at...
tohiny
novalian'i bozimanga ny 26/09/2005 13:23
Nadjy
(
05/07/2005 10:50)
Momba moba an' i AINA
izy dia tovovavy manja be ; mbola 14 ans dia mahay mihira tsara sahady . Malaza be fa timide be any ampianarana ; any @ peter pan izy no mianatra dia tsara be hono ny rang nisy azy t@ fanadinana far...
tohiny
novalian'i banga ny 26/08/2005 17:44
lebaba
(
05/07/2005 01:38)
Mpitendry jazz
Iza indray izao no mpitendry Jazz malaza ao @ tanana ao ankoatran-dry Tôty, Haja, Eric Tagg,Silo, Arly sns ..... ze vao misondrotra fa za efa tsy naharaka intsony. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2005 21:53
lebaba
(
05/07/2005 01:25)
Fitiavana maharitra
Matetika ny olona dia mafana be eny am-boalohany de rehefa avy eo miha-mangatsiaka de misy aza ny sasany hono leo,de mitady hafa indray..... De manontany anareo efa manana traik'hefa hoe ahona ny fo...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2005 22:22
fijo
(
05/07/2005 00:09)
fahaiza miteny.
faly aho mahita ny namana ato mahay miteny anglisy,frantsay ,alemana,italiana,sinoa koa aza.
ary io tsa hoa mahay iraika fa sendraika dia roa na telo amin'ireo ro indray hainy.
malahelo ihany nefa a...
tohiny
novalian'i diloo ny 04/08/2005 19:24
fasaly
(
04/07/2005 20:37)
tsy tia
ahoana no ilazanao an'ilay olona hoe "tsy tiko enao"mba tsy handratra azy........
tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 20:35
fasaly
(
04/07/2005 17:53)
"l'amour n'a pas d'ages"
izaho aloha mino, fa mba mipetraka ny fanontaniana hoe amin'ilay olona mivady misy elanenlan-taona be ireny ve tena marina io voalaza io ohatra hoe ilay rangahy 60 taona nefa lay ramatoakely vao 30 ta...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2005 21:57
hery
(
04/07/2005 13:57)
Hanamboatra vatana?
Nijery an'ilay fandaharana tao amin'ny France2 omaly alina misy an'ireo olona manatona toerana manokana hanamboatra vatana aho dia lasa eritreritra. Samy nanana ny antony anamboarany vatana ry zareo: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2005 22:20
ainaheri
(
04/07/2005 12:33)
Colonisation
Tsy mahatsapa v nareo fa ireo firenena nozanahan'ny frantsay tsy misy tafavoaka zany fa raha tsy mahantra d mpiady antrano!!...
tohiny
novalian'i boalimena ny 06/07/2005 12:47
xxx
(
03/07/2005 16:09)
katolika mibaby aliaka?
Miala tsiny amin'ilay fanontaniana fa taiza/iza/ inona no antony/ kay no niandohan'io fomba fiteny io?...
tohiny
novalian'i pitchou ny 04/09/2005 18:35
sanana
(
03/07/2005 14:13)
bizou
refa mifanoroka ny mpifankatia dia manakipy maso foana :* . de nefa koa misy sasany toa tsy manakipy fa mahavita mifandinika be (l) sady mifanoroka ihany an! iza no tsara? :oops: refa maninn ny bandy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2005 22:26
miandrianao
(
03/07/2005 13:23)
AZA EKENA RY NAMAKO FA NY TSY FAHOMBIAZANA DIA ANJARA!
Manahona,
Misy olona diso hevitra tsy haiko na izao no diso fahalala koa angamba fa ny anjara amiko dia tolotra
sady azo hatsaraina raha ara-bakiteny dia anjara ny maso hoatra ny mijery hazo hatrara...
tohiny
novalian'i pitchou ny 13/07/2005 11:38
isrine
(
03/07/2005 08:41)
Lahy na vavy
Misy milaza fa azo atao tsara ny manao regime alohan'ny hahabevohoka, araka izay tiana na lahy na vavy.
Koa misy mahalala ny à izany ve?
Misaotra o!...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 20:29
aristar
(
03/07/2005 07:49)
Teny frantsay avy @ teny gasy
Betsaka ny teny gasy avy @ teny frantsay faha misy teny frantsay avy @ teny gasy koa.
Ireto misy vitsivisty hitako ka raha misy mahita hafa dia lazao.
filanzane (malg: filanjana)
raphia (malg: ro...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 12/07/2005 09:18
hery
(
02/07/2005 16:27)
Guerre des Mondes
Vao avy nijery aho (mba nivoaka alohan'ny tany Frantsa indray io teto Italie)... fa tsy dia tsara loatra. Malaza be ilay izy, ilay concept koa original fa forcer-na be ny fiafarany... mikorontana e.
...
tohiny
novalian'i dadabe ny 09/07/2005 13:21
booboo
(
02/07/2005 14:56)
ndao haverina ndray...
Ilay lalao t@ ela beeee nataon'i Hery dia naverin'i Nananie iny.
[b]teny telo ihany no azo ampiasaina dia tsy maintsy atao mifampiady rima.[/b] . Ny tanjona mahaforona angano na tantara. Lasa izao a...
tohiny
novalian'i akamatiana ny 25/07/2005 06:00
xxx
(
02/07/2005 10:22)
LOTTERY
I anareo ve mba efa nahazo E-mail avy any andafy ary io Mail io dia milaza fa i anao no nahazo t@ fisarihana Lottery ary dia tena vola be tokoa.Rehefa manaraka ny zavatra ampanaoviny anefa i anao dia ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/07/2005 22:37
hery
(
02/07/2005 09:40)
Voankazo
Mitady anarana voankazo fotsiny zah. Dia mba omeo ny dikany amin'ny teny gasy raha hay.
Orange = Voasary :-)
Raisin = Voaloboka
Banane = Akondro
Abricots = ?
Fraise = ?
Mba tohizo ooo...
tohiny
novalian'i attn ny 19/09/2005 13:01
hery
(
02/07/2005 09:00)
Làlana Ihorombe
Vita goudron tsara hono ilay làlan-tany nampalaza an'Ihorombe amin'ny RN7? Zava-bita tsara anakiray nataon'ny fanjakana raha izany. Efa betsaka mantsy ny tetikasa hoe hanamboatra an'io fa i Ra8 izany...
tohiny
novalian'i diloo ny 31/07/2005 01:19
ainaheri
(
01/07/2005 17:06)
Tsunami
Afabaraka ny ONG frantsay fa ny azy rery no tsy mande ny asa noho ny tsy fahatokisan'olona!!
hany ka manao zvtr iray d ttasy amantaonina no ilaina
d miantona ny asa !!...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/07/2005 22:38
