Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i sanana, milahatra araka ny daty
sanana
(
03/07/2005 14:13)
bizou
refa mifanoroka ny mpifankatia dia manakipy maso foana :* . de nefa koa misy sasany toa tsy manakipy fa mahavita mifandinika be (l) sady mifanoroka ihany an! iza no tsara? :oops: refa maninn ny bandy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2005 22:26
sanana
(
01/07/2005 12:05)
karajia
za mbo lazao vaovao ao eeeeeee
za tena tsy tafa ao mintsy ve ranga:( :( :( :(:snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:...
tohiny
novalian'i akamatiana ny 24/07/2005 19:58
sanana
(
01/07/2005 11:36)
an-dafy
tohin'ny nen'i suesse,
f'anga refa misy cas ray otran'izay de zay daoly ny manjo ny ankizy any an-dafy?
mba misy ihany reo mihetska sy mikaroka etsy sy eroa.
marina fa misy fotoana mety ahatsiaro t...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/09/2005 15:26
sanana
(
01/07/2005 11:27)
minànanka
atsangano ny tanan'izay mahita fa sanana minànaka:^):^):^):^):^)...
tohiny
novalian'i akamatiana ny 25/07/2005 09:15
sanana
(
30/06/2005 13:43)
mangala-bady
misy ve mahasahy mikoty sy manadala olona iray efa manana ny tiany. (tena tinao be le oul nefa efa manana ny azy):-$...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2005 21:59
sanana
(
23/06/2005 12:53)
tri de déchets
mety hety ampiarina any madà ve ny resaka fanavahana ny razory? (tri)? satria io paika ray io dia tena économique no mitandro ny tontolo iainana,
ny resaka tri dia tsy voatery ho recyclage industri...
tohiny
novalian'i palince ny 22/09/2005 09:03
sanana
(
23/06/2005 12:48)
mbo tandriy ihany izy io an!
gaga za fa toa tsy dia misy resak firy eto?
za mbo manontany izay any madà hoe manao ahoana zao ny fandehan'ny zordira ao tanà? mbola misy v ny mivangongo be etsy sy eroa sa efa voaandona tsara izy...
tohiny
novalian'i kally ny 07/08/2005 09:23
